Tsy misy lalàna manohitra izany.
21. rijadolly
(
10/05/2008 13:46)
Anaran'olona asiana "RA" zany ry ika fanajanà.
Ahoana aloha tsy sahy miloa-bava ika hoe efa nanao ialahy t@Andriamanitra é!Valio!Dia aoka ny vavan'sé no anambara ny ataon'sé fa tsy izahay ndray no lazaina manendrikendrika.
Fa tsy ny olona no voizin'sé fahan-dalitra eo.
Ahoana aloha tsy sahy miloa-bava ika hoe efa nanao ialahy t@Andriamanitra é!Valio!Dia aoka ny vavan'sé no anambara ny ataon'sé fa tsy izahay ndray no lazaina manendrikendrika.
Fa tsy ny olona no voizin'sé fahan-dalitra eo.
22. xxx
(
10/05/2008 14:03)
Hitahy antsika hatrany anie ilay Atra be famindrampo,ny fanahy masina anie hiaro antsika,hitari-dalana antsika ary ampianatra antsika andeha amin'ny fahamarinana.Amin'ny alalan'ilay Kristy mahery no anaovako izany vavaka izany .Amena
23. niryna
(
12/05/2008 04:46)
[quote=ikaretsaka]
Ekena saingy izao:
le miaiky foana hoe manota ange isika efa diska goaka averimberina foana e... io efa samy mahalala an'io aby na ry zareo tsy mpino na mpinio taloha no niala aza![;/quote] tena tsy azokoa ny tiana tenenina ka miala tsiny aho fa hafahafa be ilay izy
io indray dia hianao sy Atra no miresak amin'iny,fahadisoana ataonao ve dia tsy ho fantatrao? Manenjika ny conscience rehefa manao zavatra tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra indrindra raha kristiana ilay olona dia ny fanahy masina no mampahatsiahy azy
Ekena saingy izao:
le miaiky foana hoe manota ange isika efa diska goaka averimberina foana e... io efa samy mahalala an'io aby na ry zareo tsy mpino na mpinio taloha no niala aza![;/quote] tena tsy azokoa ny tiana tenenina ka miala tsiny aho fa hafahafa be ilay izy
dia tohizo fa tsara rehefa miaiky hianao
fa le maka fotoana mijery akaiky ny hoe "inona avy ny fahotana" mba hahafahana maka ilay resolution tsy hanao iny intsony no ilaina ilay hoe "mandinin-tena" sy examining yourself lazaiko eto foana......
Raha miteny ianao hoe "eny ary fa diso aho fa tsy hanao intsony " nefa tsy fantatrao akory ilay hoe t@ lafiny inona ianao no diso... de @ fomba ahoana no hahafahanao "tsy hanao intsony??"
Mba eritrereto ihany!
io indray dia hianao sy Atra no miresak amin'iny,fahadisoana ataonao ve dia tsy ho fantatrao? Manenjika ny conscience rehefa manao zavatra tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra indrindra raha kristiana ilay olona dia ny fanahy masina no mampahatsiahy azy
24. niryna
(
12/05/2008 04:51)
todisoa2:misaotra tody a
mizara roa mazava tsara, ara-teolojika ny fahotana. Eo ilay fahotana nolovana ara-baiboly (SiN), ilay Adama ela le izy io. Eo kou ireo fahotana izay vokatr'ilay Adama ela ato anatintsika, izay ataon'ny devoly fitaovana andresena antsika matetika (Sins).
Fanamarihana ihany
io ry ika a,naninona Adama sy Eva no niery ? Nahafantatra izy fa nanao ny tsy nety,maninona no mifona isika ,nanao fahadisoana,miaky fa diso
ary izay rehetra atao ao anaty maizina dia tsy maintsy mbola hivoaka ao anaty mazava ka ahoana no tsy ahalalan'ika hoe mety ve izany sa tsia,ny zaza aza lazaina hoe aza mikasika an'i o fa mamay io dia tsy sahy izy
25. niryna
(
12/05/2008 04:59)
rijadolly:
Misaotra betsaka Niryna a!
Ikaretsaka>>>> Misaotra betsaka @ le fandinihan-tena izay tsy maintsy atao,fanampiny kely fotsiny an dia tokony ho fantatsika koa fa misy ota tsy tsaroana izay heveritsika ho tsara nefa fahavetavetana eo anatrehan'Andriamanitra dia eo no miainga ilay lazan'sé oe disc gôkaika:Dia mazava ho azy fa tsy gôka io fangataham-pamelana ny fahotana io an!Satria mantsy manjary ho mpanamaritena indray isika amin'izay raha hita tsika hoe tsy nisy ota nataon-tsika androany(tao anatin'fandinian-tena nataontsika):-*
le miaiky foana hoe manota ange isika efa diska goaka averimberina foana e... io efa samy mahalala an'io aby na ry zareo tsy mpino na mpinio taloha no niala aza!
----------------------------------------
tsy misy fisaorana fa hianao koa aza no hisaorana mizara
ika a inna koa izany ?
diska goaka averimberina foana a, ka efa simba ve mbola andeha ha,ha,ha ka impiry isika no mihinanan-kanina androany ,maninona no tsy mijanona mihinana intsony ry ika,satria mbola mitady sakafo foana ny vatana,toy izany koa ny fanahy ,mila omena sakafo ,vatsim-panahy koa ny fanahy satria hoy i kristy hoe tsy ny mofo ihany no hiveloman'ny olona fa ny tenin'Atra
26. niryna
(
12/05/2008 05:06)
ikaretsaka:
fa jereon'i RD amin'ny fo tsy miangatra ... fa na i fijo aza ange tsy mila ampatsiahivina fa kopy izy hoe manota e.. kopy izy hoe nisy zavatra sasany tsy nety t@ nataony
marina fa betsaka ny ota natao no tsy tadidy... izya no mahatonga ilay famporisihana hoe manaova examen de conscience isan'andro... mba hitadidiana izany indrindra
ny tsy fahalalana ny ota natao ange na avela injato aza ny heloka dia vao mainka ataonao foana raha tsy fantatrao e
raha tratra nipipi tamin'ny toerana tsy azo hipipizana ohatra ny olona iray fa hatramin'izao tsy kobony hoe tsy azi hipipizana io ka tonga ny polisy nisambotra a dia tsy nanazava ny antony akory na tsy kopy akory ny antony nisamborana azy ilay olona nipipi fa tsolotsolotra dia mifona de afaka
tena mi garantir anao aho fa afaka kelikely indray izy dia hipipi eo !
marina izany ka izany no antony hamakaizan ny tenin'Atra kanefa moa hianare omilaza fa tsy ao anaty baiboly irery Atra no miteny dia alaivo aza izay torana misy hanampian'Atra an'ika hoe tsy mety.
Raha zazakely dia ataoko hoe tsy mino aho,raha mbola olombelona koa efa nomena teto daholo ny fampianarana rehetra ny tokona atao ny fahotana dia mbola tsy fantatra ihany ve ? mampiresaka angaha ika
Dia mivavaha ka teneno azy daholo izay fahotanano rehetra ary sahy hianao hiala amin'izany? voavelana ny fahotanao zanako
Raha milaza isika fa tsy manana fahotana dia mampandainga an'Atra ary ny marina tsy ao amintsika ,ilaina ihany ny pli-vava k'ty
27. niryna
(
12/05/2008 05:08)
rijadolly:asa lahy
Izany hoe tsy maintsy mangataka famelak'eloka aloha zany,izay no atao voalohany,faharoa mangataka Fahazavana avy amin'ilay Fanahy Fahazavana mba ahafantaranao ny elokao, zay vao mahafantatra ilay fahadisoanao ianao ô!
28. niryna
(
12/05/2008 05:15)
niryna:
Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.1 Jaona 1:9
Mangataha, dia homena hianareo; mitadiava, dia hahita hianareo; dòndòny, dia hovohana hianareo. Matio 7:7
Andramo ary fa izay mitady an'i kristy dia omeny ny fanahy masiny ,ary raha mangataka aminy ny hanova ny toetra tsy mendrika eo anatrehany isika dia ampiany tokoa satria .....
Ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana, fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany. Gal 5: 22-23
Tsy misy lalàna akafa manohitra an'ireo.Tsy mora kanefa rehefa tena mino azy isika, miaiky ny fahotantsika,dia manadio antsika izy ary ho foana sy tsy ho tadidiny intsony izany fahotana rehetra izany ka tsy hisy na iray ihany koa aza afaka hitsara antsika intsony.
Mahereza daholo ataovy ny fanandramana raha misy toetra ratsy tsy tianao ho atao intsony satria efa olom-baovao eo amin'ilay tompo kristy hianao.
Hitahy antsika hatrany anie ilay Atra be famindrampo,ny fanahy masina anie hiaro antsika,hitari-dalana antsika ary ampianatra antsika andeha amin'ny fahamarinana.Amin'ny alalan'ilay Kristy mahery no anaovako izany vavaka izany .Amena
(l) niryna
ika a,ireo ambony ireo no tiako ho tenenina,na inona fahotana ka nangatahana famelan-keloka tamin'Atra dia ho voavaelany avokoa izany ,ary na iza na iza olona ka nanao fahadisoana ka miverina sy mibebaka amin'Atra dia tsy misy na iray aza afaka hitsara na hiampanga iny olona iny intsony satria efa voadion'i kristy tamin'ny rany ny fahotany ary efa voavela ny helony sy voasasan'ny ran'i kritsy izany ary efa voasarano ny tavany ka laza olom-baovao ilay olona.Misy herin'Atra vaovao ao anatiny ao mampianatra azy andeha amin'ny fahamarinana amin'izay sy hianatra ireo toetra tsa ra vaovao eo ambony ireo izay tsy misy maharatsy na mahatohitra an'izany
29. niryna
(
12/05/2008 05:20)
rijadolly:
6) Farany, miezaka aho mba hiaro ilay fanahiko ho feno fankasitrahana sy fisaorana sy mangataka aminy mba hanala izay zavatra manasaraka sy manembatsembana ny fifandraisanay, miezaka mba hanova ny toetrako, hanala ny tahotro sy ny ahiahiko (mangataka aminy koa mba hanampy ahy) dia manamboatra ny fanahiko sy manolotra ny vatako sy ny tenako manontolo hanaiky izay sitrapony amiko!Ao anatin'izany ilay ota tsy tsarona izay mbola tsy fantatra tao anatin'ilay fandinihan-tena
=D>
30. niryna
(
12/05/2008 05:28)
ikaretsaka:
nga nisy lalana ao @ baiboly hoe tsy azo atao ialahy andriamanitra?
:roll:Honor God ,respect God.Hajian izy ,omena voninahintra izy ,ary ny anarany mahery ,[b]tsy azo atao fanonitony ny anaran'Atra foana (do not call Gody in vein) ..mbola ao anaty ny baiboly ihany koa izany ,ary izay amin'izay ika vao miaiky fa ilaina amin'n'izany ny famakiana ny baiboly fa tsy toy ny ireo izay olona tonga mampi-confesy ny olona any am-pigadrana dia nalainy ny baiboly hoe aiza aty ity fa tsy mahazo vakiana ,dia boky kely ny fiangonana no nozarainy ny olona ,tsy mety izany ,,,,,,amiko aloha !
31. niryna
(
12/05/2008 05:30)
prime:
Ikaretsaka> Mba miambena ihany Ra-ika fa mitady ho tonga amin'ny fetran'ny faniratsiràna a...
Aoka tsy adino fa Kristy na olombelona feno aza dia Andriamanitra koa... ary na ny anarany aza dia Andrianan'ny fiadanana, Mpanjakan'ny Mpanjaka, Tompon'ny Tompo ka sao lahy tafahoatra ilay "familiarité" ka ilay fifandraisana akaiky lasa toy ny faniratsiràna...
Ny Kardinaly sy ny Papa aza tsy atao ialahy rehefa mihaona amin'y i Ika ka i Kristy ve sahin'i Ika atao ialahy??? aoka kosa e...
Raha mi-"tutoyer" ny vahiny dia midika avy hatrany ve izany hoe "ialahy"??? ny teny Malagasy mbola mametraka tsara ihany koa ny fampiasàna ny hoe "ianao" sy ny "ise", sady akaikin'ny fo nefa am-panajàna tsara...
hmm
32. niryna
(
12/05/2008 05:36)
pissoa:
Toa somary niala tamin'ilay dinika voalohany izy izany :-D
Mety tsy i Prime no tery saina fa i Ika no mety tsy namaky tsara.
Raha mi-"tutoyer" ny vahiny dia midika avy hatrany ve izany hoe "ialahy"?
Ny vazaha rehefa mi-tutoyer dia tsy voatery midika hoe "ialahy" izay.
Anywayz ... ny "Ialahy", amin'ny teny Malagasy, dia mety mampiseho zavatra roa : ny iray fifankazoahoana be moa ny iray tsy fanomezan-danja. Raha ny tokony ho izy dia ny olona mitovy laharana no mifanao ialahy, na ny lehibe no manao ialahy ny kely. Rehefa ny kely no manao ialahy ny lehibe dia mihena ny fanajana.
Anjaran'ny tsirairay ny mandinika hoe rahoviana no "mendrika" hifampiantso tahaka izany Aminy. Rahoviana isika no tsy mendrika ? Personnelle ny fifandraisana amin'i Jesoa Andriamanitra ka anjaran'ny tsirairay ny mitandrina mba tsy hivadika tsy fanajana io firahalahiana na fifankazahoana Aminy io ... Mora be ny hahatongavan'io.
Etsy andanin'izay, mila tandremana koa ny fanajana ... fa sao mivadika tahotra (fa tsy fitiavana intsony) !
:-D :-D :-D :-D :-D
---------------------------------
izaho koa aky mba gaga
Dia ho sahy tokoa ve isika hiteny hoe misaotra an'ialahy aho Atra ? kely ny finoako,izany ve tsy manao tsinotsinona an'Atra ? sa ahaona aky ?
33. niryna
(
12/05/2008 05:46)
cutie:
Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.1 Jaona 1:9
mba tiako kosa zany :)
....dia lasa madio toy ny neige ilay fahotantsika ,dia adinony ihany koa fa tsy mampahatsiahy antsika intsony izy ... isika anefa rehefa tezitra amin'ny olona iray dia miverina daholo ny ratsy nataony antsika ,angaha tsy loza raha tsy nisy an'i kristy isika fa saika very tany amin'ny afobe daholo raha tsy nampianariny hoe mila mamela heloka sy mangataka famelana ary mamela ny nanao ratsy tamintsika
^:^ ^:^ I (l) JESUS because He first (l) US
(l) -ko kristy satria (l) antsika Izy
34. ikaretsaka
(
12/05/2008 14:45)
raha milaza ianao fa zokinao i Jesoa sy heo zandrin'i jesoa ianao sy mihambo hoe mifankahazo am-po ianareo sy Izy sy tianao sy tia anao izy ... dia mbola ashena protocole be ve?
izany no hitako mahatonga ny gasy sadaikatra ihany rehefa le misy mompera manao baolina sns ireny! nefa vao mainka aza tokony haha confortable le izy
izany no hitako mahatonga ny gasy sadaikatra ihany rehefa le misy mompera manao baolina sns ireny! nefa vao mainka aza tokony haha confortable le izy
37. niryna
(
17/05/2008 00:16)
ikaretsaka:
raha milaza ianao fa zokinao i Jesoa sy heo zandrin'i jesoa ianao sy mihambo hoe mifankahazo am-po ianareo sy Izy sy tianao sy tia anao izy ... dia mbola ashena protocole be ve?
izany no hitako mahatonga ny gasy sadaikatra ihany rehefa le misy mompera manao baolina sns ireny! nefa vao mainka aza tokony haha confortable le izy
:cry: :cry:
38. niryna
(
17/05/2008 00:21)
xxx:
za alou mbola tsy nahita mompera nanao bol zany :-D
ny mahagaga ny olona anie dia izao e,rehefa manao ny fomba fanaon'ny olona ny olon'Atra dia toa mahavariana azy avokoa.
Raha rendrika koa dia titre be manadala maika hilaza an'izao tontolo izao fa io fa misy zanak'Atra iray rendrika.
Olombelona toy ny rehetra ny olomboafidin'Atra afaka mifaly,afaka mitia olona,afaka manao fiainana tsy mifanohitra ny tenin'Atra ary mety ho potraka ihany koa ka aza atao mahagaga ry xxx izany mompera manao bol izany,ilay olona miantso an'Atra ialahy no mbola tsy henon'ny sofiko raha tsy tato amin'i serasera,aiza ialahy Atra ,o lety e, mila an'izao aho ,sanatria anie izany ,fa mbola ao anatin'ny maiizina ka dia miteniteny foana
