iza no tena tsy foy sy tsy mety adino

21. kiadi ( 06/05/2008 10:15)
simplex>nenah koaitra no nideverza anah ko! de tadiavin'elah hanambady koaitra zah zany! :-D :-D :-D :-D
22. simplex ( 06/05/2008 13:29)

:-D :-D :-D :-D
tsy retroactive ny lalana ra tsy tenenina manokana ka :)

ra tsy zany ndana manamboatra virja raima aloha d mba mahazo vady 2. Ny 1 spesialista moa ny 1 jojopila ;-)
23. ari.malala ( 06/05/2008 13:41)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D ko ts voa mafy ny voaolana ra zany?:-(
24. ikaretsaka ( 06/05/2008 14:41)
zay nge hoa e...
de ireny le hoe raim-pianakaviana nanolana solafa ireny koa ka hoe tsy maintsy manambady solafa izany.... aoka le
25. ari.malala ( 07/05/2008 13:03)
raha ohatra kosa klou ka hoe bevokany le solafa tokony raisiny andraikitra ny zaza e! ko raha ts ty aborotsadrotsaka fona ity pataloha ity d ho afa afamaina amizao ko! eo t ts hahafehy tena ko:-P
26. koloina ( 07/05/2008 17:08)
hoy ikotoleta:Red color[center]Centered text[/center]complexée le joba
hadinon'ny bandy de mitady hamaly faty

ry ikotoleta koa refa tsy amaly de ajanony fa maninona koa zao no mitsongoloka hoatranio ?
mety ho marina mintsy ny lazain' i ravakamalala hoe "ze manome ny aza manadino, " hihi! fa io na tonga aloha na aoriana de le nanome ny souvenir tsara fona no tsy mety adino!!!
fa maninona no tsy toy izany ny cas antsika jôba ary? fa le ni-devierge fona no tsy mety adino?
27. isalo ( 08/05/2008 09:44)
koloina:

hono hoa ry reto, raha @ bandy, iza no tena tsy foiny sy tsy mety adinony na hoe tena tiany?;: ilay sipa "première amour"-ny sa ilay no-"déflorer-ny" zany hoe ni dévierger-ny?
raha @sika sipa mantsy de le ni-devierger antsika no tena tsy mety adino sady toa tsy hitia olonkafa afatsy iny . Fa mba tiko fantatra kosa ny @ bandy hoe le sipa ni-devierger anazy ve no tena tsy foiny sa le sipa no devvierger-ny?



Inona no matonga anao tsy anadino ny divierger-anao
28. koloina ( 08/05/2008 16:23)
ka satria izy no nfantarako zany atao hoe fitiavana zany voalohany, de hoatrany fiantombohanjavatra rehetra de mirakitra souvenir tsy adino @ fiainana daholo!
amiko aloha zany fa tsy haiko ny anareo!!
29. xxx ( 02/07/2008 12:43)
Ny a njay tena tsy tiko le kofboay voaloha satria iny no naka ilay tsara taty amko,lol,fa ny souvenir,presque tadidy daolo fa misy tsy tadidy mitsy raha tsy ilay olona no mahapatsiaro a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0104