tena tsy hitako zay hatao ra vao we gasy le ol

21. ainaheri ( 11/05/2008 05:44)
enkôro kestio pour 1 100mpion

tess:
rajou! mba ilazao ny antony manokana hitiavanao ny sipa vazà hoe mihoatra ny sipa malgache


D mba azavao marina we lesy rajou ,sa any le fika???? :roll: :roll:
22. rajoelina ( 11/05/2008 05:46)
vidafuerza: le nomerao 16 no valiny, tsy mahita hafa tsy io aho :lol:
23. ainaheri ( 11/05/2008 06:02)
Okay zany letsy d maita ny fafiny elà aaaa
24. rastafarai ( 11/05/2008 21:56)
:D Ary lisany zany manapoka mitsy an! Vaza,gasy...sns 8) Mba hitedavo ry ben!! :-D
25. rastafarai ( 11/05/2008 22:02)
France njay zao tony :x !
26. ainaheri ( 12/05/2008 13:01)
rastafarai:

:D Ary lisany zany manapoka mitsy an! Vaza,gasy...sns 8) Mba hitedavo ry ben!! :-D


Aza manapaka letsy a =))=))=))=))


27. tlay ( 12/05/2008 14:39)
METY TSISY ANIZANY SIPA ZANY AKORY ANY FA TEHILAZA NEDALA OE MBA MISY MPITY ONY ONY E! FA ATO @SERASERA ATO MANTSY MISY TENA REVELERY MIHINTSY, NAHAGAGA FOTSINY LERY IO TSIMIREVY SIPA GASY NEFANY GASY IANY NO ASILERY RESAKA ETO, MAPIME TTSSSSSSS
28. onjah ( 12/05/2008 22:27)
Simplex > Hay tena mpanoro hevitra be aty amin'ny dinika ialahy a :-) :-)
29. rastafarai ( 13/05/2008 11:46)
:-D :-D Resaka mandany crédits!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
30. Belami ( 13/05/2008 23:10)
xxx:

FA boribory ny tany sao mitotona am gasy ihany ny hiafaràny indray andro any!
ra sipasipa fotsiny kosa aloha de mety tsara e;-) fitiavana daholo izany



xxx an! cool an!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.061