Inona kay no tokony atao?...

21. fijo ( 06/05/2008 19:44)
ity hoan'izay mbola miahiahy rah ahanampy havana tsy misy taratasy eto frantsa
http://www.20minutes.fr/article/220181/Lyon-La-fiancee-poursuivie-pour-aide-au-sejour-irregulier-est-relaxee.php

22. fijo ( 06/05/2008 19:58)
de ity koa mazava kokoa
#

* vous ne pouvez pas être condamné pour aide au séjour irrégulier d'un étranger si vous êtes :
o le conjoint ( à condition que les époux vivent ensemble), ou la personne qui vit notoirement en situation maritale avec l'étranger en situation irrégulière
o l'ascendant ou descendant de l'étranger en situation irrégulière, leur conjoint ( à condition que les époux vivent ensemble), ses frères et soeurs et leur conjoint (même condition que précedemment)
o une personne qui agit afin de répondre à un danger grave et imminent menaçant la vie ou l'intégrité physique de l'étranger (cette disposition ne concerne par les personnes qui agissent dans un but purement humanitaire oupar solidarité) - loi du 26 novembre 2003 -

* Vous n'obtiendrez pas cette immunité si l'étranger bénéficaire est polygame ou le conjoint d'un/e polygame.

# Les infractions en matière d'hébergement :

* l'affectation d'un local à l'hébergement collectif
* l'affectation à l'habitation individuelle de locaux insalubres
23. fijo ( 06/05/2008 19:59)
fa na izany aza,aleo mifandinika tsara alohan'ny ahatongavan'ilay olona,sao hampisy disadisa eo amin'ny ankohonana
24. rakaroka ( 06/05/2008 20:21)
Ny ahy ny mampanahy ahy indrindra dia ity : sanatria maninn maninn eo,dia anefa rizareo tsy ni-prévoir n'inn n'inn akory ary izaho koa tsy hahavita inn an! Dia sanatria hi-subir fotsiny ny "initiativen'ny sasany ! Tsapako hoe "hendry" kokoa ilay resak'i Rondro hoe "tokony ampodiana : rahateo izy tsy tamana akory no tsy vitan-drizareo akory! Fa dia tsy fitiavana moa izay handraisandrizareo ny hevitro anefa ilay ramatoaaza efa manao hoe aleo aho hody!
25. ni81 ( 07/05/2008 16:52)
Ny ahy ny mampanahy ahy indrindra dia ity : sanatria maninn maninn eo,dia anefa rizareo tsy ni-prévoir n'inn n'inn akory ary izaho koa tsy hahavita inn an! Dia sanatria hi-subir fotsiny ny "initiativen'ny sasany ! Tsapako hoe "hendry" kokoa ilay resak'i Rondro hoe "tokony ampodiana : rahateo izy tsy tamana akory no tsy vitan-drizareo akory! Fa dia tsy fitiavana moa izay handraisandrizareo ny hevitro anefa ilay ramatoaaza efa manao hoe aleo aho hody!
Ho tezitra ny vadinao raha vao mampiditra io resaka io ianao. Hilaza izy hoe tsy mahazaka ny reniny ianao, fa tsy hijery mihitsy izay hoe mety hisy ny olana raha sanatria tonga izay tsy mety. Ny hamisavisana ny ratsy hiavian'ny soa mantsy e!
Ny hevitra hitako mety dia ilay ramatoa rafozanao mihitsy no tokony hiteny @ ireo zanany ireo hoe tsy tamana aho ka hody, ary raha sanatria aho maninomaninona dia mba efa any an-tanindrazana...
26. rakaroka ( 07/05/2008 19:00)
Misaotra anareo mamaly ity ! Tsy ho azonareo an-tsaina fa "SAROBIDY" amiko
hoe mba misy izarako izay tsy zakako ary ny vady tsy inn loatra amiko. Indrindra tsy mahatsinjo kely akory ny ahiahy. Matetika misy mandoka ahy
amin'ny hoe madame d'un nom malaza aminy, 'zary tsatok'antsy ho ahy anefa izany. Tsy tiako !












27. fijo ( 09/05/2008 20:30)
marina mihintsy io hoe aleo le ramatoa no miteny ny zanany,fa rah aianao ,no miteny an'io,tena avy dia miova be ny fandraisan'ny zanany azy,ary mety hitarika savoritaka be hoanareo .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1886