ANKAMATATRA

21. endrika01 ( 01/05/2008 16:57)
tlay:
nefany sigiara mamoka setroka fotsy, sigiara mainty io a!
Hi hi hi efa kely sisa ny valiny de ho hitan\'ny namana,mifameno aminy avokoa zay voalazany namana reo ambony ireo!K\'efa we kely sisa!:-P
22. oliviah ( 01/05/2008 19:15)
torimaso angambany o,za tsy mahay.
23. Vitsikakely ( 02/05/2008 03:11)
Hum hum,ka iza fa tsy ny fo io no itako=))=))=))
24. dziana ( 02/05/2008 05:50)
rafa tsy ny fo ve tsy ny saina e! sa inona fa tsy haiko o! =)) :-w :?:
25. dziana ( 02/05/2008 06:16)
Na refa tsy ny eritreritra ve tsy hoe mandrevy ampitoerana .Ssssssssss; aza mampirediredy ranga nareo a! tena tsy hainay fa mba omeo sopapa kely e; :^)
26. mmmhh ( 02/05/2008 07:56)
Iza ary aho ô,ny olona rehetra eran'izao tontolo izao!Tia ahy avokoa,na mandeha na mipetraka dia hoentiny foana aho!Ao ireo matahotra ahy mafy raha sendra misy tsy mety ny ataony,ao kosa ireo mahatsiaro fahasambarana!Iza ary aho ô

na mandeha na mipetraka dia hoentiny foana aho!

ataoko hoe ZA le izy nefa zà tsy manaraka an'iza na iza zany

"ao ireo izay matahotra ahy mafy rah sendra misy tsy mety ny ataony "
misy ihany ny matahotra ahy fa rah nanao ratsy ahy izy vô matahotra ahy, fa tsy hoe rehefa misy tsy mety ny ataony
conclusion
Ny valiny = TSY ZAH :-D

27. sytl ( 02/05/2008 08:14)
tao ny namaly hoé":zà sytl,zà tsiambaratelo,ny vola,avion,kapa kiranil,internet,sigara,tsy zà..." ,in no ifandraisan'reo?sa refa sytl sy tsiambaratelo de mahazo vola andehanana avion sady manao kapa kiranil eo @ internet sady mifoka sigara ,tsy zà alou zany an!!!zay zany ny valiny! :-w :-w
28. sytl ( 02/05/2008 08:16)
Hi hi hi efa kely sisa ny valiny de ho hitan'ny namana,mifameno aminy avokoa zay voalazany namana reo ambony ireo!K'efa we kely sisa!
de zay lé mifameno kou!
29. Koditra ( 02/05/2008 08:32)
Refa nataoko ny kajikajy t@ zay valiny voalaza retraretra dia ito nenah ny valiny : Feon'ny fieritreretana (konsiansa)
30. sytl ( 02/05/2008 08:44)
radio madagascar à!ny feon'fasalamana!! :-P
31. endrika01 ( 02/05/2008 09:53)
Koditra>enao tena mamparikoditra namah a hi hi hi:-P
32. sytl ( 02/05/2008 10:14)
io ngamba lé nijery boky koditra reny misy an'i bobel sy ry mpanjaka révà!!! :-P
33. endrika01 ( 02/05/2008 10:50)
sytl:

zà! :@



ny valiny efa tao mihintsy fa tsy nolazaina kah,io fa omeko"ERITRERITRA"

:-*
34. endrika01 ( 02/05/2008 11:05)
25. Mpandefa : mmmhh [ Valio ] 02-05-2008 09:56:41
Lohateny : Re : ANKAMATATRA
Voalaza teo :
Iza ary aho ô,ny olona rehetra eran'izao tontolo izao!Tia ahy avokoa,na mandeha na mipetraka dia hoentiny foana aho!Ao ireo matahotra ahy mafy raha sendra misy tsy mety ny ataony,ao kosa ireo mahatsiaro fahasambarana!Iza ary aho ô


Voalaza teo :
na mandeha na mipetraka dia hoentiny foana aho!

ataoko hoe ZA le izy nefa zà tsy manaraka an'iza na iza zany


Voalaza teo :
"ao ireo izay matahotra ahy mafy rah sendra misy tsy mety ny ataony "
misy ihany ny matahotra ahy fa rah nanao ratsy ahy izy vô matahotra ahy, fa tsy hoe rehefa misy tsy mety ny ataony
conclusion
Ny valiny = TSY ZAH


22. Mpandefa : Vitsikakely [ Valio ] 02-05-2008 05:11:58
Lohateny : Re : ANKAMATATRA
Hum hum,ka iza fa tsy ny fo io no itako
15. Mpandefa : milaibe [ Valio ] 01-05-2008 18:29:49
Lohateny : Re : ANKAMATATRA
nga efa hita ndray ny valiny teo ,internet ve


9. Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 01-05-2008 17:24:59
Lohateny : Re : ANKAMATATRA
za tsy mahay ooo asa .... fanahy lol



Zah mahalala ry endrika a,KAPA KIRANILA


10. Mpandefa : sytl [ Valio ] 01-05-2008 17:28:39
Lohateny : Re : ANKAMATATRA
ay!zay vao tadidiko!: avion!


18. Mpandefa : tlay [ Valio ] 01-05-2008 18:40:19
Lohateny : Re : ANKAMATATRA
nefany sigiara mamoka setroka fotsy, sigiara mainty io a!


21. Mpandefa : oliviah [ Valio ] 01-05-2008 21:15:19
Lohateny : Re : ANKAMATATRA
torimaso angambany o,za tsy mahay


23. Mpandefa : dziana [ Valio ] 02-05-2008 07:50:27
Lohateny : Re : ANKAMATATRA
rafa tsy ny fo ve tsy ny saina e! sa inona fa tsy haiko o!


28. Mpandefa : Koditra [ Valio ] 02-05-2008 10:32:24
Lohateny : Re : ANKAMATATRA
Refa nataoko ny kajikajy t@ zay valiny voalaza retraretra dia ito nenah ny valiny : Feon'ny fieritreretana (konsiansa)


29. Mpandefa : sytl [ Valio ] 02-05-2008 10:44:21
Lohateny : Re : ANKAMATATRA
radio madagascar à!ny feon'fasalamana!!


Ny namana rehetra dia efa tafiditra tao anatin'ilay notadiaviko daholo!
ny valiny ERITRERITRA
Oh: zao we,zah mba maniry ny hanana internet,iza marina ary Zà,raha izao aho no mande amin'ireny AVION ireny!?hasambarako tsy misy hoatr'izany!!!
voadingana i mmmhh>tsy izaho io koa dia avy @ eritreritra,

Oh:misy mpangalatra,na mpamono olona,na mandeha izy na mitoetra dia
enjehin'ny "ERITRERITRA" ny we raha izao aho no tratra aty an,


Misaotra ny namana rehetra nandray anjara!sy ianao mpamaky kounkou!!!

:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*



35. endrika01 ( 02/05/2008 11:12)
sytl:

io ngamba lé nijery boky koditra reny misy an'i bobel sy ry mpanjaka révà!!! :-P



ié t@ zah mbola tany @ 6eme,dia mangata vola foana fa we mila
cahier vakiraoka,nefa mba tsy te ho tara mintsy @ tohiny teo aloha!!!
hi hi hi,zah zao mbola te hamaky an reny refa mody any @ tanana!
tena BOKY,milay mintsy an,i sytl ngah tsy mba mpakafy an reny? ;-) :-P :-D
36. Koditra ( 02/05/2008 12:53)
endrika01> avia eto akaiko eto fa omeko blouzon ra marikoditra. :-* :-* :-*
37. endrika01 ( 02/05/2008 13:42)
Koditra:

endrika01> avia eto akaiko eto fa omeko blouzon ra marikoditra. :-* :-* :-*



Hé hé hé angah vitan'ny marikoditra fa mitsangam-bolon-doha mihitsy!:-P
38. sytl ( 02/05/2008 15:45)
ny anà lé boky gravy reny no tena natahorako! :-D vao mijery an''lé couverture fotsiny misy an'lé sary ôrera be reny de avadika lé boky!na afenina ambany zvtr! :-D :-D
39. endrika01 ( 02/05/2008 15:57)
sytl:

ny anà lé boky gravy reny no tena natahorako! :-D vao mijery an''lé couverture fotsiny misy an'lé sary ôrera be reny de avadika lé boky!na afenina ambany zvtr! :-D :-D



Azoko sary an'eritreritra mintsy i Sytl refa ande hatory!Aiza mbola vonoina alou ny jiro.Hi hi hi:-P
40. Koditra ( 02/05/2008 22:54)
endrika01:
Hé hé hé angah vitan'ny marikoditra fa mitsangam-bolon-doha mihitsy!

Sao d heverinao fa tsy manana fiogo ary za hibangoko ny volon-dohanao? Fiogo spécial volon'orona aza ananako raha mbola ilaitsika, ny ankoatran'zay kosa kosa alo tsy hananako fa sao d be fitetika eo enao an! :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.226