ty indray fa nisy eritreritra sendra nandalo!

21. Ralay ( 01/05/2008 07:31)
Tena eritreritra mandalo tokoa izy izany ry akama fa raha ny resaka sary aloha dia tsy ho azo atao mihintsy io satria ho sarotra ho an'ny mpiandraikitra ny hampitaha ny sary xxx rehetra hoe olona samihafa ve ireo xxx ireo sa olona iray ihany sady koa ny fametrahana sary dia safidy fa tsy terena ka raha tsy tiana ho fantatra hoe iza ianao dia tsy mametraka.
Ny tsikera indray dia efa mazava ny antony nanafohanana ny xxx fa tsy misy tokony hiafenana ny mitsikera sarin'olona iray.
:lol:
22. kiadi ( 01/05/2008 08:28)
f'anga efa nisy le tsikera xxx taloha? ba tsy arako indray zany
23. milaibe ( 01/05/2008 09:17)
aleo ihany ry kiady hipoitra fa fa tsy atao xxx zany @ zay hita tsara ny pitsikera fa tsy bevava ao ambadika ao
24. Ralay ( 01/05/2008 09:18)
Efa nandramana io taloha fa nofohanana fa tsy nety fa nampisy blem dia izay no antony nanaovana azy ho afaka mamafa ny tsikera tsy tiny ny tompotsary.
25. ainaheri ( 01/05/2008 10:12)
Eo d mody fanina eo elà kiadi a :-D :-D :-D Elà mitsy tratrako manao xxx fona refa mametaka tsikera =))=))=))
26. kiadi ( 01/05/2008 11:04)
xxx @ forum aza letsy tsy ataoko firy ve de tsikera sary zah no hanao xxx! sady zah tsy nahatadidy zany xxx tsikera sary zany!
ko raha tsy elah zah ko :-D :-D :-D :-D
27. vale ( 01/05/2008 13:08)
kiadi> devoly bé! :-D :-D :-D :-D
28. milaibe ( 01/05/2008 13:25)
le xxx aloha tena mampisy blem ,manipulation be le izy sady miteraka confusion sady mampiady ol tsy maharaka tsara na maharaka aza d voafandrika
29. kiadi ( 01/05/2008 21:29)
virtoaly io lesy an!! mehezako ze mila vaniny sy tia miady ato!!
30. kiadi ( 01/05/2008 21:30)
vale devoly kely :-P :-P :-P
31. ainaheri ( 02/05/2008 04:52)
Ra eken'ny admin marina lesy io revingadran'elà,d asa fa ho raharaha b ato klé ,misy zao sary tsy hita fiaviana zao hahaha,io aza ps no mametaka sary mbola misy bagdad iany klé lol
32. kiadi ( 03/05/2008 23:56)
f'in lety ty resaka bagdad ty fa tsy azoko an
33. ari.malala ( 05/05/2008 08:16)
efa nisy izany hoe afaka manao xxx ny mpitsikera sary izany mintsy teto (t@ 2005 tany), fa misy olona tsy manjary entiny hanaratsiana namana ilay xxx, d efa nisy koa hoe afaka manana compte gmail d ny sary no mipotra miaraka am ps fa mitovy iany, misy tsy maty voalavo ankibo mahay vava sy manaratsy olona, ary tsy olona 1 na 2 no tratran'io fanaratsiana io fa maromaro... d izao izy natao hoe ts maints connecté enao vo maita ny sarin'ny namana d mipotra ny psnao am tsikeranao d afaka fafan'ny tompona sary refa ts tiany, fa ra za no misafidy d aleoko izao fa tamzany anie mampalaelo mints le olona tratra e! tena fanosoram-potaka am vie privée an'olona mintsy no ataon'ny sasany...
34. kiadi ( 05/05/2008 10:27)
ba tsy tadidiko ry ari zany !!
35. ari.malala ( 06/05/2008 07:50)
nefa nisy namana teto tena victime ny fanaratsiana mints! ts azo atao mou ny manonona ps fa tena mpiresaka amintsika ry zareo! ndraso bitsihiko anao any am hafatra e
36. kiadi ( 06/05/2008 08:26)
mety tsy de mpijery sary lotra angamba zah tamizany de zay no tsy ahadidiko zany!!
37. ari.malala ( 06/05/2008 13:28)
kiadi, angamba tsy haiko :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1615