Ny TOAKA

1. nofy74 ( 30/04/2008 15:56)
Toa malaza mahery misotro toaka hono isika Gasy ?
Marina ve zany ?
novalian'i Jeankely ny 02/05/2008 07:47
2. xxx ( 30/04/2008 16:16)
non!!!!!!!!!!
3. xxx ( 30/04/2008 16:16)
4. xxx ( 30/04/2008 16:17)
tsia
5. xxx ( 30/04/2008 16:38)
marina [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Boissons/B_09CH%7E1.GIF[/IMG]
6. Jeankely ( 30/04/2008 17:04)
Marina io fa saingy mankarary fo dia lavina. Raha misy fety tsisy toaka dia lazaina hafahafa. Raha faty dia misotro toaka @'ny alina. Raha famadihana toaka lava reny. Jereo ary anontanio ny fomba any atsimo rehefa misy maty fa samy mitondra toaka ary efa ho @ barika tovozina @'ny zinga. Raha mararin'ny tazo, toaka gasy no fanafodiny sns. Ny Christian, misotro divay ary misotro toaka. Silamo no fady toaka. Fetin'ny Ministera tsisy toaka, mitabataba daholo hoe aiza ny mafana ?
Sady misotro toaka no mpifoka rongony ny Gasy. Jereo ny Gazety ary henoy ny radio sy TV fa damozana maromaro foana no tratra @'ny toaka gasy ary rongony @ Gony marobe no doran'ny zandary tratra. Alefa andafy ary ireo sa lany antoerana ?
Raiso ankahitsiana fa aza ny fianakavianao akaiky tsy misotro toaka no hilazanao fa tsy misotro ny Gasy. Faty aza arahina toaka.
Lava loatra angamba eee :-D :-D :-D . Tsy mamo aho oooo
7. ainaheri ( 30/04/2008 17:30)
Tsia, Ny angalisy no fantatro alou atr@ zao lol
8. Veloo ( 30/04/2008 17:30)
raha atao ny statistique dia niakatra ny fisotron'ny gasy taoko, fa tsy ny gasy no #1 pisotro toaka. Ny amerika latina tena tsisy adi-hevitra aloha par rapport ny gasy a tsy fantatro izay hafa any
9. razaordira ( 30/04/2008 18:36)
valiny:
:lol:Anjarantsika tsirairay avy no mieritreritra hoe mpisotro toaka ve isika sa tsia. :-D
nofy74:

Toa malaza mahery misotro toaka hono isika Gasy ?
Marina ve zany ?



10. ratonga ( 30/04/2008 18:49)
Anjarantsika tsirairay avy no mieritreritra hoe mpisotro toaka ve isika sa tsia.

ka za zao tsy misotro taoka vé dé wé ny gasy rehetra no tsy mpisotra:roll:
11. tlay ( 30/04/2008 20:51)
falalako azy alo dia efa tafiditra ao anatiny 10 maneratany ny gasy @fisotrona toka, asa io tarehimarika io na efa niakatra faha dia mbola eo alo no nahafatarako azo farany, ny akabezany malagasy anie rehefa manao fety dia manao hotrany hoe toka no anaovana fety e!
12. tess ( 30/04/2008 21:20)
tlay : ekena :-P
13. sakaizakely ( 30/04/2008 21:28)
zany ve ?

14. kiadi ( 30/04/2008 22:28)
io indray fa misy devoly :-D :-D :-D :-D
15. Jeankely ( 01/05/2008 01:21)
Ho and-ratonga dia filazana hoe be mpisotro no resaka fa tsy hoe mpisotro toaka daholo ny Gasy akory. Ny gasy ao ny Mpivavaka amin'ny tena izy ao ny mpivavaka eo amin'ny vavany sy endrika ivelany ary fombafomba. Misy aza mpitarika fivavahana tratra mamoafady. Tsy ny rehetra no resahina.
Raha resaka statistika dia nisy fanadihadihana izany fa tsy resahana araka ny eritreritra. Mazava ho azy fa mety diso ihany koa satria mety tany @'ny toerana be mpisotro toaka na vitsy mpisotro toaka no nakana santionany. Ny isan'ny Malagasy aza tsy fantatra koa ahoana no ahalalana fa mpisotro toaka izy rehetra. Tsisy tarehimarika entitra izany.
16. ainaheri ( 01/05/2008 07:22)
d firy marina zany ny gasy patory antatatra ra izany no izy klé? :roll:
17. milaibe ( 01/05/2008 09:27)
zalahy antillais reo koa mitovy revy @ gasy .fety isan-karazany rehetra dia mianga ny rhum ti punch ,na @ adin akoholahy na courses soavaly fa misy mitsirara foana
18. ainaheri ( 01/05/2008 11:00)
milaibe> :-D :-D :-D misy mitsirara fona hahaha
19. princesseN ( 01/05/2008 11:28)
otrany betsaka iany alou ny pisotro eto madagasikara e!fa ts hay nefe an! :?
20. sakaizakely ( 01/05/2008 19:49)
za klou de tsy mba misotro zamédlavi raha tsy le mangetaheta iny :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2776