vazaha mody miady
2. endrika01
(
29/04/2008 18:07)
De zah kounkou nahita anazy reo nifandom-bera misy raha mafanafana!De ny iray nomena be da be de ny iray kely no nandramany!Tena nanao tchin tchin mintsy.Hitako t@nofiko :-D:-D:-D
4. ainaheri
(
29/04/2008 18:36)
Inn ndray ary ty ,Andrekaikiko enao ooo,tsiky d ampy ouzy sefo zay :lol:
5. tslem
(
29/04/2008 18:40)
zah ndray nahita an'i ainaheri nanome biz'oroka an'i faralah :-D :-D :-D
8. tsiambaratelo
(
29/04/2008 19:04)
ainaheri:
Inn ndray ary ty ,Andrekaikiko enao ooo,tsiky d ampy ouzy sefo zay :lol:
=))k'efa hatsikana be io kou!!!=))=))
10. ikotoleta
(
29/04/2008 20:08)
dadabe:
:-D :-D
zah nahita an' i ainaheri sy faralah nihinana mofo akondro tetsy behoririka :-
D :-D
:arrow: Sady minana mofo akondro ry zalà no manao bizoroka 8O 8O 8O
:arrow: =))
11. karinah
(
29/04/2008 20:17)
:-D :-D :-D :-D :lol: sady mampiome be le dinika no ilay psn'ikotoleta koa manampy trotraka!!!hihihihihihihi
13. Koditra
(
29/04/2008 22:17)
Ny ahy ndray zany d itako niaraka niditra tao @ hotel iray, naka chambre angamba, tsy itako alou ny tohiny e. aleo atao oe nifandom-bera fotsiny.
15. ainaheri
(
30/04/2008 04:30)
D efa samy dizina @ io d tsy ita tsony zay andomana lay vera fa tany @ taré no niafarany :-D :-D :-D
16. endrika01
(
30/04/2008 05:01)
De avy eo nifanomé bizoroka njay fa samy narary ny taré,fa teto anefa de samy te hamé biz doly nefa mbola namaivay le taré de farany de we ndao rangahy atao parole le izy fa toa tsy ho taty raha ny taré no asiana biz oroka a!De tsy henoko tsony zay mbola tohiny tao!Hi hi hi:-D:-D:-D
17. ikotoleta
(
30/04/2008 12:22)
:arrow: Naka chambre ry zalà de nifandom-bera de nifanome bizoroka de aveo ninana mofo akondro :D :) 8O 8) :wink: :idea: :°) :-P :-D ;-) =))
20. booboo
(
30/04/2008 15:41)
HS
ouh ! tena iaritistika kounkou ve io ? ary niara-nipoitra ny revenants klé ! hihihihihihihihihihi
ouh ! tena iaritistika kounkou ve io ? ary niara-nipoitra ny revenants klé ! hihihihihihihihihihi