zany hono e
3. mmmhh
(
29/04/2008 14:52)
Fa maninn izy no tsy sambatra, tsy azoko mintsy, fangà ny hatsaran-tarehy mahasambatra,
zà zao ratsy tarehy fa toa mahatsiaro SAMBATRA ihany zà ka,
zà zao ratsy tarehy fa toa mahatsiaro SAMBATRA ihany zà ka,
4. Veloo
(
29/04/2008 15:35)
samy manana ny charme-ny daholo ny olona tsiray2, tokony ho faly izy ary mi se sentir bien dans sa peau. andriamanitra no nanome izy no manala :-*
7. ari.malala
(
30/04/2008 05:55)
fa otran'ny aona klou no atao hoe vevavy ratsy tarehy e! ôtran'ny fantatro zany kou le nametraka lohahevitra kle :-D :-D :-D :-D
14. melody
(
01/05/2008 11:31)
o ry kiadi a, aza atao an'izany ny ankizy re, enao koa dada masika be e :-D :-D :-D
18. ploue
(
02/06/2008 11:00)
antray kosa e!samy manana ny maha sambatra azy io kou!!!!sady samy manana ny tsara sy ny ratsy aminy