Le fihaonana any Roma @ volana OU
22. mangidy
(
18/05/2008 21:01)
colar entre autres ilay grappe tsy hita lol
nahafinaritra less e! omany ny gilita e!!! sy ny cahier de chant, de ianaro ilay vazontsika e!!
melody humm lazan'iza hono i mangidy e?

23. xxx
(
20/05/2008 18:37)
Fa ohatrinona ny frais mankany rome e? départ paris ohatra.
Inona ny mora train sa avion, ohatrinona avy? Alavitra loatra raha auto.

24. rakaroka
(
26/05/2008 15:53)
Hono wà :roll:
Inona tsara ny gara tsara ahatongavana?, dia tsara fantatra koa quelques
info amin'ny "trans" mankany. Nahita prix de vols aho ohatra 77 Euros ny aller, sao misyhafa tsara kokoa?

25. ds
(
26/05/2008 17:34)
rakaroka:
Hono wà :roll:
Inona tsara ny gara tsara ahatongavana?, dia tsara fantatra koa quelques
info amin'ny "trans" mankany. Nahita prix de vols aho ohatra 77 Euros ny aller, sao misyhafa tsara kokoa?
Raha tsy manahirana anao ny mitsoriaka kely any Beauvais (80 km Paris), dia Ryanair 96,13 Euros TTC A/R, midina ao Rome Ciampino.
26. colar
(
27/05/2008 10:11)
milay ra fumincino nomilatsaka ny kil,miala eo villa bonelli alo manao fety zay vao mody am 11 refa avy manao cabaret sy revy kely,
27. rakaroka
(
27/05/2008 11:27)
ds:
rakaroka:
Hono wà :roll:
Inona tsara ny gara tsara ahatongavana?, dia tsara fantatra koa quelques
info amin'ny "trans" mankany. Nahita prix de vols aho ohatra 77 Euros ny aller, sao misyhafa tsara kokoa?
Raha tsy manahirana anao ny mitsoriaka kely any Beauvais (80 km Paris), dia Ryanair 96,13 Euros TTC A/R, midina ao Rome Ciampino.
Misaotra amin'ny Info, mety izahay dimy mianaka mantsy no handeha dia sitrany ahay e!
Aller-retour ve io?
28. rakaroka
(
27/05/2008 11:31)
colar:
milay ra fumincino nomilatsaka ny kil,miala eo villa bonelli alo manao fety zay vao mody am 11 refa avy manao cabaret sy revy kely,
Ka eo indrindra no mampanontany ahy hoe inona ny gara mety satria misy
ilay Cia dia misy ity Fum sns? sady tsara ihany angamba raha mba misy numéro téléfone ahazoana mi-contact ireo tompon'andraikitra satria mety
handeha "camping -car" tampoka izahay!
:lol: :lol:
29. rastafarai
(
28/05/2008 00:38)
:) Mety daholo na fiumucino na ciampino fa misy train mampifandray daholo ireo!
Rakaroka: :lol: Ra camping car v tsy ho lanin'ny voyage ny fotoana? :-D

30. rakaroka
(
30/05/2008 05:51)
Dia natrehiko totoa aza ny réservation "on line"n"ity Rianair pour nos date.
Hay obligatoire tsy maintsy mandoa assurance ny passager dia 14 Euros par jours hijanonana any ny avy eto France. Ny bagage mandoa 30 Euros obligatoire par perso farafahakeliny tsy afaka mi-declare sans bagages. ° autres taxes dia ny ankizy mila hakana visa ?...
Sao misy "agence" na companie mbo azonareo atoro, aloha ho an'ireo efa mpandeha e? Ohatr'izany foana 'ngamba ny mandeha vols? Manontany aho satria Bbbe koa hono ny "intox" sur le net dia tsy haiko intsony izay tena tokony hatao?....
:roll:

31. rakaroka
(
30/05/2008 05:57)
Dia raha mitondra glita, na équipement sport dia mandoa 60 Euros en plus.
32. ds
(
30/05/2008 21:40)
rakaroka:
Dia natrehiko totoa aza ny réservation "on line"n"ity Rianair pour nos date.
Hay obligatoire tsy maintsy mandoa assurance ny passager dia 14 Euros par jours hijanonana any ny avy eto France. Ny bagage mandoa 30 Euros obligatoire par perso farafahakeliny tsy afaka mi-declare sans bagages. ° autres taxes dia ny ankizy mila hakana visa ?...
Sao misy "agence" na companie mbo azonareo atoro, aloha ho an'ireo efa mpandeha e? Ohatr'izany foana 'ngamba ny mandeha vols? Manontany aho satria Bbbe koa hono ny "intox" sur le net dia tsy haiko intsony izay tena tokony hatao?....
:roll:
Toa tsy nahita ireo tanisainao ireo aho. Na izany na tsy izany, azo atokisana ny Ryanair fa mila mamaky tsara ny andinidin'ny fifanarahana fotsiny. Tamin'ny nandehanako tany Rome farany, dia latsaky ny 10 kg ny entako nentin-tànana ary tsy nandoavam-bola sady tsy nisy fanerena handoa fiantohana izany. Raha be entana ianao, dia mety ho lafo tokoa ny sarany.
34. rakaroka
(
31/05/2008 07:43)
ds:
[quote=rakaroka]

ça tombe bien ho anao izany. Anefa dia namerina matetika ny "enregistrtement-ko mihitsy aho sao mba tsy mitombina. Ary finalement nanao "étude" de différentes forum des vols Paris-Rome" sy "avis des consommateur aho. Ary hamafisin'ireo internaute mihitsy fa "betsaka" nyt tokony tandremana amin'ny vols à prix bas. Donk j'essaie de prévoir les risques tsy ho tran'ny toa itony:
http://www.ciao.fr/Ryanair__Avis_908509
35. rakaroka
(
31/05/2008 07:45)
hery:
Ny Vueling koa mora miala eo CDG tonga ao FCO Fiumicino Roma
http://vueling.com/
Merci pour l'info. Hojerena.