kofboay be taboara

41. majakely ( 29/04/2008 15:37)
:-D
42. kelly13 ( 01/05/2008 20:34)
kofboay be taboara=kofboay be vôtavo? inn kou no dikan'izany?
43. yonikafopl ( 01/05/2008 21:24)
hihih manapaka ny tsy tokony ho tapaka mintsy mamaky anty taboara taboaranareo ty hihihihihihihih :-D :-D :-D
44. ratonga ( 01/05/2008 22:14)
fa in marina toko izany taboara é? mba valio zé mahay klé :°)
45. Papoose ( 02/05/2008 04:19)
tabou art

misy art tabou ataon'ny namana sasany :^)
46. rurik ( 02/05/2008 09:05)
ainaheri mitandrema refa mivoaka mangala olona matanjaka miaraka aminao fa raha ny fahitako le faralah de tsy maty voalavo ankibo hi hi hi ; sao donainany any @ takotakona any =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
lehilahy be miady biz oroka loza ko zany marina =)) =)) =)) :-@ :-@ :-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2432