Mariazy Miara-mizotra

1. dadabe ( 26/04/2008 02:57)
kou klouu :roll: zay mananihany rehetra d ipitsihoo :roll:

zah zao efa sriue a

rah mila fanazavana fanampiny d antsoy :0044278456 (Tess ) na ity 0045698712344 (vale) :cry: :cry: :cry:

+26112547986547852(kiadi )
afaka kelikely eo d tohizana io e........
2. dadabe ( 26/04/2008 02:59)
ouajayy le ary misy adino......hay mo i arimalala kounkou +2613204578965472 :^)

rey razako oo !!
3. tess ( 26/04/2008 06:02)
:-D :-D :-D :-D miverina dool lay expression taloha.....tena i dadabe marina ity.....nitsangana tam maty sa niala sasatra kely fotsiny tany am maison de repos dadabe????? :? 8O
4. rurik ( 26/04/2008 09:44)
tesss mbola nitsabo tena aky an , efa salama tsara angaha de niverina :lol: :lol:
inona mo le mariazy miara mizotra ????
5. kiadi ( 26/04/2008 09:58)
diso ny num_ko ry dadabe an!=))=))=))
6. yonikafopl ( 26/04/2008 13:14)
za mba gaga ry kiadi fa za efa saika faly be ery we hum io fa azoko ny numeron le kiadi, nefa indrisy :( :( diso ny laharana antsoinao ozy le ramatoa miteniteny ao anaty telefonina iny :( :( :( :(
7. Veloo ( 27/04/2008 00:54)
ka zay no maha hatsikana azy ko :-D :-D :-D
ny ahy tsy tadidin-njy ry ledada hahahhah
8. kiadi ( 27/04/2008 10:41)
avohay oe jerena ry veloo
9. tsiambaratelo ( 27/04/2008 11:09)
Mariazy miara-mizotra! :-D :-D :-D
tsy maharaka zay de mimémé
10. dadabe ( 27/04/2008 16:26)
anjaso klou ngany fa mbola mifantina tsara aho fa efa manao organizasioo mitapolaka zah io a :roll: (l) toi ry rurik mahazo kouple tamizay toi hahaha :-D (artistika ) :-$
hummm kiadi sy veloo :-w

yonikafopl sy ..... :-w
tess sy dadabe :-$ =D> (l)

he he
11. yonikafopl ( 27/04/2008 16:50)
to ... ve ny koupla amiko ry bedada, do de tsy mety kle :( :(
12. Veloo ( 27/04/2008 16:56)
hummm kiadi sy veloo


efa tara be ela lety a,
i Kiady sy ari :-D :-D :-D fa tsy za hihihihih
13. dadabe ( 27/04/2008 17:01)
veloo :^) kozz v le :-D anjaso aza fa karakaraina rehefa miditra eo ari... :°)
14. dadabe ( 27/04/2008 17:09)
...ary man inn marina mo raha alaintsika ho damopra i ainheri sy farah ...hanamasina mariazy :-D :-D :-$
15. kiadi ( 27/04/2008 17:23)
efa tara be ela lety a,
i Kiady sy ari fa tsy za hihihihih

tsy olana ry veloo fa bola misy plassy kely ho anao ato an! :-D :-D
16. dadabe ( 27/04/2008 18:05)
kii ary vao tsy teto zah d ravan'i kiadi ny sipa le :°) :°)
17. Veloo ( 27/04/2008 18:19)
kiadi :-D :-D :-D :-D tery lotra ka misaotra
ledada a i sonwin ihany ny damopra ka hihihih :-D :-D :-D :-D
18. dadabe ( 29/04/2008 03:21)
mety ho i faralah hoa na i aina heri :-D :-D :-D :-D chuuuut
19. diamondra27 ( 29/04/2008 11:23)
tess: toa tsy mety azoko am le tel akia njy koa :wink: :-D :-D :-D
20. kiadi ( 29/04/2008 11:26)
veloo>ampofoiko njy eh
dadabe>ka nareo no tsy ho eto ko!! nihena ray ny concurent :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2518