Vaovao mahafaly telephonie Orange

1. Samoana ( 25/04/2008 13:25)
Nanomboka omaly dia afaka manao recharge telephone prépayé "orange" ho an'ny fianakaviana na ny namana any Dago ny olona mipetraka lafrantsa.
Ao @ www.ticket-transfert.com ny andinindininy ho an'izay liana :wink:
novalian'i endrika01 ny 06/05/2008 06:21
2. xxx ( 25/04/2008 14:45)
misaotra eh!
3. Ralay ( 25/04/2008 15:16)
Manja kosa izany fa ho betsaka indray izao ny hangataka hoe mba andefaso credit lesy fa tena tapaka :lol: . Domazy fa tonga dia 15euro be zao no tsy maintsy alefa fa tsy mba misy 10€.
4. milaibe ( 25/04/2008 16:13)
misaotra nareo @ zany vao2 zany
5. kiadi ( 25/04/2008 16:39)
tsisy fisorana! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. niryna ( 25/04/2008 19:55)
Ralay:

Manja kosa izany fa ho betsaka indray izao ny hangataka hoe mba andefaso credit lesy fa tena tapaka :lol: . Domazy fa tonga dia 15euro be zao no tsy maintsy alefa fa tsy mba misy 10€.


Ralay koa mampime,ny anareo aza vitan'ny euro fa ny dolaresinay mihidina be ity angaha tsy loza sady tsy mba afaka manao an'izany akory
:D
7. yonikafopl ( 25/04/2008 20:50)
Fa laingalainga fa za leo be am le reseau any Dago eee, asa ny any aminareo any fa tam ty semaine ty tsy mety mahazo portable Any Dago ny avy aty aminay raha miantso, efa natao mihintsy ze hananan'ny olona any karazana portable, celtel-Orange-Telma fa izy telo tena nikatso doly eee, ny fixe no mahazo , de tsy maintsy hampiditra fixe kou ve zany ny oll any???
8. zandikely ( 26/04/2008 02:33)

Yonikafopl:
Heveriko aty iany no tsy mahazo, hay any koa, tena mandreraka be!!!
9. yonikafopl ( 26/04/2008 13:29)
zandikely tena mankaleo mihintsy waaaaaa, za tena leo mihintsy :evil: :evil:
10. Kwasi ( 02/05/2008 18:32)
Izaho nefa toa tsy nahita olana k'le. Telma mobile no fiantsoko.
11. yonikafopl ( 06/05/2008 06:20)
kwasi na ny telma mobile aza manondrana ka, 2 andro za zay niantso 034 fa leo,leo za maheno tsara an le oll miteny fa izy hono tsy maheno ana mintsy nefa za efa mivazavaza maheno doly ny fokonolona. De ny orange njay maheno we mi biper le izy fa tsy misy mandray, nefa de lany ny credit nao avy eo.
:evil: :evil:
12. endrika01 ( 06/05/2008 06:21)
Hay tsy izaho irery no tratran\'io antso mandreraka be io,ny SMS aloha mba tonga soamatsara fa ilay hiantso mba iresaka dia nofy zany,taminy volou de ozizy zah we tena mba tsy rariny ny ataon-dry zareo eto kah(Beyrouth)aiza ve nama de mividy le kalam na 10$ireny!Enao tsy miresaka tsisy ninna de mihaina hoatran\'ny fehin\'antitra le izy,de ozizy le mpiasan\'ny poste we any Madagascar le probleme fa tsy avy eto.Dia niantso fixe dia mahazo be ara-dalana mintsy!Soa ihany!Ay hay nisy namako niantso omaly dia nahazo fa lafo be we ny miantso 032.Zah aloha dia tsy niantso tsony na ny Orange na Madacom na Telma fa fixe ihany zao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2166