Ze mahay

1. dziana ( 24/04/2008 10:21)
Inona ary no maha samihafa ny maty sy ny torana? :-D :-D :?:
Bonne journée de Bisous daolo e! :wink:
novalian'i endrika01 ny 27/04/2008 14:43
2. mansoor ( 24/04/2008 11:26)
ny maty maty,ny torana torana!
3. tsiambaratelo ( 24/04/2008 11:27)
Samy matory ô!
4. tsiambaratelo ( 24/04/2008 11:28)
hay mou ny mahasamihafa!mmmhhh,
miara-mifoha ô =)) =)) =)) =))
5. pkm ( 24/04/2008 11:40)
ny maty nantsoin'ny Ray, ny torana no-bipper-ny
6. ari.malala ( 24/04/2008 11:43)
ny torana atao :* de mifoha fa ny maty frizy beu d ts mifoha tsony sad mamp:snif::snif: beu
7. ainaheri ( 24/04/2008 12:20)
Ny mahasamihafa azy?
Ny maty tsy miaina,ny torana bola miaina lol
8. tatibaloo ( 24/04/2008 12:24)
Ny maty tsy afaka mikchof tsony! :-o , ny toran vo velona de mikchof :-*
9. zoky ( 24/04/2008 12:33)
ny maty ts afaka manao torana tsony
ny torana mbola mahazo torana araka zay tiany :-D :-D :-D
10. dziana ( 24/04/2008 13:49)
Misy mahay be ao fa za tsy hiteny hoe ny aniza no marina fa =)) be mamaky ny valiny alefanareo =D> =D> =D> =D> :-D :-D :-D
Dia :* ho an'ilay nahay azy .Iza ary o! :?:
11. ari.malala ( 25/04/2008 09:17)
sode zaaa?:^):^) enga anie mbô za
12. mansoor ( 25/04/2008 11:19)
mazava ho azy !zà zay! :@
13. kiadi ( 25/04/2008 11:24)
tsy aiko fazah dizina be! :-D :-D :-D
14. dziana ( 25/04/2008 13:21)
Refa tsy dizina kiadi de mety mahay iany 8-)
15. mmmhh ( 26/04/2008 13:45)
za mbola tsy namaly nefa mety ny valinteniko zao no marina rah namaly teo zà fa aleo tsy hamaly tsony,
16. endrika01 ( 27/04/2008 14:43)
zah kounkou mbola tsy niteny a,ny torana tsy mba
manana vata lava be hanafenana azy! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5391