nisy nampahafantatra dia mba ...
42. yonikafopl
(
25/04/2008 20:07)
:-D :-D :-D :-D
iza no mila glasy fa mafana marina ato zany aaaaaaaaa
petitesakaiza le glasy nomenjy ana izy zao no tena nilay annnnnnnn
iza no mila glasy fa mafana marina ato zany aaaaaaaaa
petitesakaiza le glasy nomenjy ana izy zao no tena nilay annnnnnnn
43. Papoose
(
26/04/2008 02:13)
blog anie ry xxx gratos eee, dia manovokovoka izy manoraka fa raha nila nandoavana sosy io tsy tafany!
nefa ny paparazzi koa mahazo karama fa io zao miasa talata! :-D
nefa ny paparazzi koa mahazo karama fa io zao miasa talata! :-D
44. ainaheri
(
26/04/2008 05:04)
Ny fahafantarako an'iny ,anisany mba nametraka sary teo angamba ikala d tsisy nanao tsikera d nivonto ny fony hahaha na kou entin'ny fialonana fotsiny d @ maha kely saina sy lohan'angidina azy d any @ blog no mitabataba,maninona ra nampidirina teto d natao xxxx ny ps farafaharatsiny :roll:
45. tess
(
26/04/2008 05:43)
Papoose:
blog anie ry xxx gratos eee, dia manovokovoka izy manoraka fa raha nila nandoavana sosy io tsy tafany!
nefa ny paparazzi koa mahazo karama fa io zao miasa talata! :-D
tsy hoe refa blog dia afaka manovokovoka milaza zé tiny lazainy hanaratsiana hanaovana pub ratsy ny site.....fa afaka signaler-na ireny blog tsy mamely ireny dia ho voafafa knkou!
:-P :-D sao manararaotra otran' ny banga miomehy alina ao i felaka :^)
48. Cazal
(
26/04/2008 18:03)
fomba fiteny reh ry ika ah! sao masaka eto raha olona tsy banga no lazaina fa banga mantsy :wink:
52. ainaheri
(
27/04/2008 06:08)
Cazal kou ané tokony Tonga De Miarahaba ny akama,fa tsy tokony anao Tonga De Modifanina otran'io ee :roll: :-D :-D :-D
Hendré tsara @ zay lesy bandy a
Hendré tsara @ zay lesy bandy a
53. Cazal
(
27/04/2008 07:04)
:evil: :evil: :evil: tsy ianareo ireo no tokony hibaiko ahy na tokony ho hendry aho sa tsia :evil: sa ianareo ireo mba hendry :evil: :evil:
54. ainaheri
(
27/04/2008 07:09)
zay lesy tsy hendry fa saingy kosa tsy miteniteny fona sy mamoaka ny vie privées ny namana sy olom-pantatra zany an
55. Cazal
(
27/04/2008 09:17)
tsy azoko mihintsy hoe inona no olan'ilisany amin'ny olom-baovao cazal.... 8O
ADABOY ANY LEISY INY RESAKA INY ry ainaheri.....TSY MISY HIDIRAKO.
ADABOY ANY LEISY INY RESAKA INY ry ainaheri.....TSY MISY HIDIRAKO.
56. yonikafopl
(
27/04/2008 09:41)
moramora moramora, so de mila manao bizna Xanax i kiadi,
kiadi aaaaaaaaaaaaaaaa medikaman medikaman hihihihih :-D :-D
kiadi aaaaaaaaaaaaaaaa medikaman medikaman hihihihih :-D :-D
59. kiadi
(
27/04/2008 21:43)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
de lazaivo fa pelaka indray zah fa manao sarisary mihetsiketsika! :-D :-D :-D
de lazaivo fa pelaka indray zah fa manao sarisary mihetsiketsika! :-D :-D :-D