"Miandry fa gasy"
1. Belami
(
22/04/2008 18:49)
Tokony ho foanana @ teny malagasy mihitsy io fehezanteny io satria lasa fiteniny ankizy, ny olana dia lasa manaraka anio koa ny toe tsaina raha motramotraka le mpiteny azy. Fomba fijeriko io fa tsy haiko nareo. :-w
novalian'i Falyfona ny 04/06/2008 16:41
5. dongadonga
(
24/04/2008 21:44)
ka marina izany ri belami ,fa tsy mampme an ,de iza indray ary no hampivavaka raha tsy miandry ny mpiandry eehh hheeeee hhheeeee :-D :-D :-D :-D :-D
7. dongadonga
(
26/04/2008 14:06)
de avieo ginagina tsy nahita ,hoy ny hiran'i POOPY ,hhii hiii hiiii :-D :-D :-D :-D
8. rurik
(
27/04/2008 15:30)
ka io resaka io tsy ho afaka @gasy tsony, raha manana fotoana @9 de @9h30 vao tonga anatin'ny fitaongasy koa ny miandry fa gasy raha ny fahaizako azy.
10. dziana
(
09/05/2008 07:27)
de fa maninn oa ny zavatra refa misy oe "gasy " ny farany de saika ratsy foana e ? vita gasy ,fotoan-gasy!
De iza nefa no namorona ilay fitenena ve tsy gasy ihany ko ?
Eny ho'aho Ra-Malagasy
Malagasy be fivoarana
Tsara haingo ,tsara vatsy,
Tsara sampy tsara anarana;
Zato fihetsiketsikao e,
Zato fomba aman-panao ......
Hainareo ny tohiny ........
De iza nefa no namorona ilay fitenena ve tsy gasy ihany ko ?
Eny ho'aho Ra-Malagasy
Malagasy be fivoarana
Tsara haingo ,tsara vatsy,
Tsara sampy tsara anarana;
Zato fihetsiketsikao e,
Zato fomba aman-panao ......
Hainareo ny tohiny ........