Inona no tena tsara ?

41. kiadi ( 22/04/2008 21:28)
tena faly be zah oe notanbaran'ny sipa ko! in mahafay anah amizany! ntssss
zarako aza :-D :-D :-D
42. melody ( 22/04/2008 21:28)
ka hoe inona io contraire io ange? :idea: aza atao suspense re :wink:
43. Belami ( 22/04/2008 21:48)
melody : hoe safotra daholo le sipa fa caterpillar be ra-kiadi =)) =)) =))
44. melody ( 22/04/2008 21:50)
iny indray no tsy hitako kty :-D :-D :-D
45. kiadi ( 23/04/2008 07:17)
:-D :-D :-D :-D :-D
46. ari.malala ( 23/04/2008 11:02)
kiadi oul kerisahy miseho mampiasa herintsandry amim-behivavy fa tsra tambaran'ny sipa d daordarofana ko! zany marina zao no tsara kle=))=))=))
47. kiadi ( 23/04/2008 11:17)
tairo ze tairina fa ze tataka zairina! =)) =)) =))
48. ari.malala ( 23/04/2008 13:50)
=))=))=))zay mints le fitenin'oull sarotahotra d nefa manao taridositra refa manatona tokou ny adversera=))=))=))
49. ikaretsaka ( 23/04/2008 15:35)
melody:

ny tena tsara izao amiko dia manao tamba be @ kiadi ny sipa rehetra fa tsy fidele io bandy iray io :-D :-D :-D :-D



izay izany ilay heo kiady est beni entre toutes les femmes
50. kiadi ( 23/04/2008 17:36)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
de ozy kiadi oe>benis sois celui ki a inventé la femme
=)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2053