Tsy nampiasa éphéméride ny Ntaolo

1. rabaradaka ( 21/04/2008 11:36)
Diso ary tena diso ilay hoe ny 06 aprrily lasa teo ny alahamady be, tena diso. Nolazain’ireo mpanomana fa mampiasa éphéméride sy logiciel hikajiana ny andro izy ireo ary nanome an’io daty io. Tsy nampiasa izany ny Ntaolo fa dia hainy amin’ny fihodin’ny volana. Ireo andian’olona ireo dia fitaovana fotsiny fa misy olona tehamadika ny fanisan’andro Gasy ao mba tsy hanarahan’ny Gasy ilay androny intsony. Amiko dia secte mitady handrava ny fomba Gasy ireo. Ny marina dia tsinam-bolana ADMIZANA ny 06 aprily 2008. Ny teraka Admizana dia tsy mba maty vonoina na dia be mpisompatra aza. Mifanohitra amin’ny alahamady izy. Manana alimanaka fanandroana nanomboka tami’ny 1880 i rabaradaka ary vonona ny hiady hevitra. Ny zana-dRanavalona dia mahatsiaro ho voabokan’ity daty dison’ny sasany ity. Izay aloha fa dia mahereza e ! Ny andro anio 21/04/2008 dia vonto Alahamady.
Zay ry dadatoa sy nenitoa
novalian'i rush ny 21/04/2008 11:45
2. rush ( 21/04/2008 11:45)
marina zany ry rabaradaka,ny secte mantsy miseho ho mpaminany goavana, hirona any daolo no tanjona, tssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2695