melky klipy djodjopil
23. ratonga
(
20/04/2008 14:54)
:-D :-D :-D [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/photographe-3032.gif[/IMG]
27. melody
(
20/04/2008 22:00)
cutie: tena misy adalan'i melky mihinty tokoa akia ato a, fa dia ahona lôtra ary? ilay robendry mena2 no tiako akia ry cutie a
:-*
:-*
28. hery
(
21/04/2008 06:58)
Zah kou klou mirevy Melky e :-) Mitovitovy @ masom-badiko ny masony :-p
http://www.klipgasy.org/2008/04/melky-efa-tia.html ilay Clip hira hoe Efa tia miaraka amin'ny paroles
http://www.klipgasy.org/2008/04/melky-efa-tia.html ilay Clip hira hoe Efa tia miaraka amin'ny paroles
29. kiadi
(
21/04/2008 09:13)
nenah iz mintsy no mitovy @ le vadiko nofinofisiko isak'alina ry hery an! :-D :-D :-D :-D :-D
zah 1er fan! dommage tsy nahita concert t@ iz taty! lasa nody omaly alahady hono iz zao! :wink:
zah 1er fan! dommage tsy nahita concert t@ iz taty! lasa nody omaly alahady hono iz zao! :wink:
30. kiadi
(
21/04/2008 09:15)
ratonga>mahafaty voarangotr'izao hoa lava be zao klé!! de bola hefin'elah ihany ve?
31. cutie
(
21/04/2008 10:30)
Mpandefa : melody [ Valio ] 21-04-2008 00:00:00
Lohateny : Re : melky klipy djodjopil
cutie: tena misy adalan'i melky mihinty tokoa akia ato a, fa dia ahona lôtra ary? ilay robendry mena2 no tiako akia ry cutie a
hay tokoa moa za manana menamena :-D :-D :-D :-D
33. melody
(
21/04/2008 12:51)
fa misy tsy mazava @ Belami anga sa tianao koa ilay robe menan'i cutie? :-D :-D :-D :-D
hery: kay ny anareo lhl tsy dia ilay hira lôtra no hitiavanareo azy fa ilay bikany, ny masony etc.. :-D :-D :-D
cutie: hadinondry sahady ve, haveriko any amindry ilay sary hijerevandry azy indray aloha? :wink:
kiadi::-w :-w :-w
nenah iz mintsy no mitovy @ le vadiko nofinofisiko isak'alina ry hery an!
hery: kay ny anareo lhl tsy dia ilay hira lôtra no hitiavanareo azy fa ilay bikany, ny masony etc.. :-D :-D :-D
cutie: hadinondry sahady ve, haveriko any amindry ilay sary hijerevandry azy indray aloha? :wink:
34. cutie
(
21/04/2008 13:34)
cutie: hadinondry sahady ve, haveriko any amindry ilay sary hijerevandry azy indray aloha
tsy tadidiko :-D
jereo ny mail-njy :wink:
35. ratonga
(
21/04/2008 15:13)
néna alou dé tena atsiarovako an lé sipa kely any lavidavitrany zay izy io é :lol:
36. cutie
(
21/04/2008 15:37)
ary mba ohtran'ny ahona ndray le we HIRA fa iny zao no tiako ny hirany :)
38. cutie
(
21/04/2008 15:50)
tedavo any @ youtube any ratonga fa za mbola ocp zao :-D
misy hirany ao @ rvg ao :)
misy hirany ao @ rvg ao :)
39. melody
(
21/04/2008 15:55)
cutie: misaotra akia fa vôraiko ilay izy a, kambana ve nareo sy melky e, ilay manao robe mena iny? manja be 8)
ratonga: bdb ange ilay sipa kely avy lavitra e :wink:
ratonga: bdb ange ilay sipa kely avy lavitra e :wink:
40. cutie
(
21/04/2008 15:57)
Mpandefa : melody [ Valio ] 21-04-2008 17:55:58
Lohateny : Re : melky klipy djodjopil
cutie: misaotra akia fa vôraiko ilay izy a, kambana ve nareo sy melky e, ilay manao robe mena iny? manja be
an3
za kosa alou tsy te hitovy @melky e :-D
