fanontaniana

1. mimih2009 ( 18/04/2008 13:00)
Mba maniry hahalala ny hevitrareo aho:
- inona kay no mahatonga ny vehivavy tsy tonga fotoana kanefa tsy bevoka?
- misy mahafantatra tisane mirégulariser règles ve nareo?
Efa nande dokotera mantsy aho, ary mahagaga fa normale ny zv-drh (tsis kiste, normale ny utérus...)ary efa nodeclenchéna lay règle ary tonga nandritra ny volana maro kanefa niverina ndray lay olana zao.
Mba maniry ihaino ny hevitr'izay mahafantatra io cas io aho.
Misaotra mialoha
2. jemimah ( 18/04/2008 13:40)
ny ahy koa dia ohatra zany rehefa mihinana fanafody ny dokotera dia mandeha izy fa rehefa tsy mihinana dia tsy mandeha izy ary ny ny ahy aza dray mandeha isa-taona fotsiny no mandeha efa natao daholo ty rehetra ty fa eh eh eh leo zah dia avelako @ zao
3. kalasnou ( 19/04/2008 15:53)
c\'est normal , izany hoe misy fotoana ianao tsy nisy ovulation izany no mahatonga anao tsy misy fotoana.
ao anatin\'ny cyclen\'i vehivavy manko misy fizarana telo izany hoe:
- phase folliculaire
-ovulation
-phase lutéinique.
ka mandritra ny cycle ny atidohan\'i vehivavy mibaiko ny famoronana \"hormones\" telo isan-karazany : \"FSH, LH, prolactine\". ka ny \"hormone \"lh\" no maha-tonga ny ovulation.
ny cycle vaovaon\' ny vehivavy dia manomboka aorian\'ny \"règles\" farany , ao @ ovairen\'i vehivavy misy ny antsoina hoe: \"follicule\" ka isam-bolana ny ovaire dia mamoaka \"follicule\", ka raha tafavoaka ilay izydia manta dia miha masaka , ka rehefa tena masaka ilay izy dia vaky izany no atao hoe :\"ovulation\" ka @ io fotoana io raha mifanepaka @ \"spermatozoïde\" dia maha-bevohoka ,raha tsy mifankahita @ \"sp-zoïde\" dia miha simba ilay izy ka izy ka lasa tonga ny\" fotoana\".
ka raha ohatra ianao tsy misy \"ovulation\" , tsy misy ireo zavatra ireo , tsy misy ny \"fotoana\" nefa nefa ianao tsy bevohoka(mitombona).
Nazavaiko etsy ambony , ny atidoha no mi-commande ny famoronana \"hormones\" ka raha tsy mihetsika izy dia tsy misy cycles ny vehivavy, izany ny mahatonga antsika raha misy soucis na zavatra manaitra tampoka dia mety tonga dia mandeha ny fotoana na tena tsy misy
4. mimih2009 ( 20/04/2008 12:31)
jemimah:

ny ahy koa dia ohatra zany rehefa mihinana fanafody ny dokotera dia mandeha izy fa rehefa tsy mihinana dia tsy mandeha izy ary ny ny ahy aza dray mandeha isa-taona fotsiny no mandeha efa natao daholo ty rehetra ty fa eh eh eh leo zah dia avelako @ zao


Merci ky namaly a. FA tsy fantatra koa v zay mahazo anao? Ny ahy koa efa t@ volana novembre no tsy tonga d tsy aiko e, tena efa leo koa za satria ref nandé dokotera d normale ny rht d ny mahakamo ahy d ohatrany ahitana effet secondaire daoul ny fanafody ary za tena sensible b @ fanafody. Nahazo kg maromaro aho t@ fanafody t@ voalohany ka tena tsy te hierika tsony.
5. mimih2009 ( 20/04/2008 12:33)
kalasnou:

c\'est normal , izany hoe misy fotoana ianao tsy nisy ovulation izany no mahatonga anao tsy misy fotoana.
ao anatin\'ny cyclen\'i vehivavy manko misy fizarana telo izany hoe:
- phase folliculaire
-ovulation
-phase lutéinique.
ka mandritra ny cycle ny atidohan\'i vehivavy mibaiko ny famoronana \"hormones\" telo isan-karazany : \"FSH, LH, prolactine\". ka ny \"hormone \"lh\" no maha-tonga ny ovulation.
ny cycle vaovaon\' ny vehivavy dia manomboka aorian\'ny \"règles\" farany , ao @ ovairen\'i vehivavy misy ny antsoina hoe: \"follicule\" ka isam-bolana ny ovaire dia mamoaka \"follicule\", ka raha tafavoaka ilay izydia manta dia miha masaka , ka rehefa tena masaka ilay izy dia vaky izany no atao hoe :\"ovulation\" ka @ io fotoana io raha mifanepaka @ \"spermatozoïde\" dia maha-bevohoka ,raha tsy mifankahita @ \"sp-zoïde\" dia miha simba ilay izy ka izy ka lasa tonga ny\" fotoana\".
ka raha ohatra ianao tsy misy \"ovulation\" , tsy misy ireo zavatra ireo , tsy misy ny \"fotoana\" nefa nefa ianao tsy bevohoka(mitombona).
Nazavaiko etsy ambony , ny atidoha no mi-commande ny famoronana \"hormones\" ka raha tsy mihetsika izy dia tsy misy cycles ny vehivavy, izany ny mahatonga antsika raha misy soucis na zavatra manaitra tampoka dia mety tonga dia mandeha ny fotoana na tena tsy misy

Misaotra betsaka nanome fanazavana kalasnou a. Fa za anie tsy b eritreritra e. Tsy aiko no mety mahatonga an'ilay cerveau tsy miasa. Mety misy soso-kevitra fantatrao v?


6. kalasnou ( 20/04/2008 15:28)
mimih2009,raha ohatra ianao tsy manana eritreritra be dia mety izao ny mahatonga an'izany :
ny fsh, lh manko dia hormones nefa hormones dia fitambarana " protéines".
ianao ve mazoto misakafo tsara? sao de mba manao régime ary e?
tia mihinana " viandes rouges, viandes blanches, poissons" ve ianao ? ireo sakafo ireo manko no tena mitondra "protéines " betsaka.
Homeko ohatra ianao mimih2009: hitanao ny ankamaroan'i olona" anorexique" dia tsy misy règles satria tsy misakafo ara-dalana.
ny tiako ambara eto izany dia : raha tsy ampy ny "proteines" @ vatana dia tsy misy ny "hormone Lh" izay miandraikitra ny "ovulation" dia mahatonga ny tsy fisian'i fotoana.
izany koa ny mahatonga ny olona mahia kely be ireny tsy mety miteraka satria tsy misy cycle.
7. ravaomariakely ( 20/04/2008 20:10)
Ary za vao naika hamorona an'ity sujet ty kay misy mitovy cas amiko.
Ny ahy koa d marihina kalo fa tsy manana lhl za, d tena gaga zany ny tenako t@ voalohany hoe fa inna ty manjo. T@ volana desambra za no règle farany d nande tany @ radoko d natao mazava ho azy ny prise de sang tsy bevohoka, d nomeny fanafody nidéclencher an'ilay règle d nande. D niandry njay kanefa hoe mba hiverina @ laoniny lay cycle ka eeeeeeeeeeeeeeeh, atramizao tsy misy règle njay efa ho 3 volana zao.
Dia gaga ihany ny tenako, ary d niverina tany @ radoko njay, d hozizy hoe mila manao écho za hono d mbola vao hanao écho zany jerena sao d misy kyste na ohatr'izany.
Ny antony notenenin'ny radoko hoe mahatonga ahy manao an'io hono d tsy milamintsaina na sendra nisy zvt niseho tampoka teo @ fiainako (rupture na décès na zvt hafa) marihina moa zany fa d tena marina tokoa ireo antony reo. Fa ny tena mahasosotra d lay lasa be kibo kely sy lasa mahazo aina be ny tenanao @ lay rà tsy mande, lasa ohatrany tsy à l'aise zany za. D manontany tena ihany ny tenako hoe sao d mba zaza kosa aza no ao, ka nilantsahan'ny fanahy masina zany ? Asiana fiomehezana kely iny fa za mantsy tsy mitombotsaina zay d manjary lasa mandefa fisainana alavitra be.
Fa miezaka zany hono manamboatra saina é, nefa ny fiainana feno kitaotaona be d be, d mila manatanjantsaina ny tenanay.
8. kiadi ( 20/04/2008 20:31)
interressant :^) :^) :^)
9. kalasnou ( 21/04/2008 19:31)
ravaomariakely, raha tsy manana "lh" indry dia mazotoa mihinana "proteines" betsaka: toy ny atody, hena , trondro fa ireo ny feno azy, de toute façon anie ny fanafody sahala an'i :"duphaston" anie ka "hormones" ihany , ka aleo mihinana sakafo be protéines toy izay mihinana an'ilay fanafody.
raha zatra an'ilay fanafody anao avy eo, raha tsy mihinana dia tsy misy règles indray après, dia lasa zatra fanafody, nefa ny fanafody raha be loatra mety "intoxiquer ny foie" fa raha mbola azo hatao mihinana zavatra "naturel" dia hararaoty
10. mimih2009 ( 25/04/2008 14:27)
tena mitovy @ cas misy ahy mitsy i ravaomariakely . ZA koa tena nahazo 8 kg vao tsy tonga ny règle-ko ary za anefa d mihinana proteine ka. HIezaka hihinana bb kokoa angamba d hita eo e.
Misaotra kalasnou t@ torohevitrao a.Mandefa msg anareo za raha misy vaovao e
11. ravaomariakely ( 05/05/2008 16:57)
Nanao écho za androany d misy kyste kely hono ny ovaireko fa tsy grave fa mihinana fanafody hono d sitrana! Kanefa iny zany tsy misy ifandraisany @ lay règle tsy tonga fa désordre hormonal hono zany no mahatonga ahy tsy en règle tsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2813