Ankamantatra

1. kala ( 17/04/2008 11:16)
Ndao ndray zay te-hivanitika
Ankamantatra no atao ato @ hatsikana sy lalao. Jereo aloha ny souris-nao sao lasa kalalao :lol: :lol: :lol:
1- inona no fanalavana ny H.E.N.A.?
2- inona no fanalavana ny V.O.L.O?
3- ahoana no ataonao rehefa manao CALCUL?
refa avy eo ndray f'aleo miala sao lazain'ny kil fa lehiben'ny adala eto
:wink: :wink:

:-* hoan'izay mamaly voalohany eo, dia ny faharo, fahatelo, hafehfatra sy ny ambiny :* :* :* :*
novalian'i mansoor ny 23/04/2008 11:16
2. ari.malala ( 17/04/2008 13:57)
1/ tsy hay
2/tsy hay
3/1+1=2
4/:-* ndriko
3. naughtyboy ( 17/04/2008 16:05)
H.E.N.A = Hoano Efa Natao Arapaka (refa masaka..)
V.O.L.O = Vadinkoditra Ohatrany Lelo sy Orona :lol:
CALCUL = mampiasa calculator refa kamo :wink:
4. kala ( 18/04/2008 08:05)
:twisted:
zà ndray dembola tsy hamaly fa tsy ireo aloha ê!
antsoy ry kiadi ê! sy ny ekipa rehetar araha te-hivanitika hoe

:-* :-* hoanareo
5. kiadi ( 18/04/2008 09:15)
ka tsy aiko ko!! :-D :-D
6. kelly13 ( 18/04/2008 09:22)
afa-po
7. mamafara ( 18/04/2008 10:48)
:-D :-D :-D
tsy mahay
8. Mio21 ( 18/04/2008 18:50)
Za ko tsy mahay, ilay E @ H.E.N.A ihany zao no mba haiko : E = Enao :^) :^) :^)
9. mmmhh ( 19/04/2008 08:54)
H.E.NA. = Hanina Efa Naroso Anao
10. kelly13 ( 20/04/2008 11:16)
avoahy i kala hamaly ankamatatra ô :-D
11. xxx ( 20/04/2008 13:42)
1)HENA=Kitoza ny fanalavana azy
2)VOLO=Menaka ny fanalavana azy
3)calcul=Mmmmm tsy aiko
12. kala ( 21/04/2008 09:34)
xxx:

1)HENA=Kitoza ny fanalavana azy
2)VOLO=Menaka ny fanalavana azy
3)calcul=Mmmmm tsy aiko

saika bravo

:twisted:
13. sytl ( 21/04/2008 14:34)
HENA=Hein!Eto Ndray Aho
VOLO=Vavan'Omby sy Lelon'Ondry
calcul=olona misy calcul de tokony tsaboina!
biz'oroka firy no azoko? :@
14. kiadi ( 21/04/2008 14:57)
hano ny HENA ry kala fa aza lôzana milalao VOLO eo de andao hanao CALCUL kely tsika avy eo fa hotran'ny mandany vola be njy zany! :-D :-D :-D
15. sytl ( 21/04/2008 15:06)
aiza i kala teo é!valio @ zay fa sao lasa valiny miteniteny foana ny hiafarany eto! :-D :-D
16. dziana ( 23/04/2008 10:28)
1) Atao kitoza dia hoanina refa maina tsara
2) Asiana huile coco dia atao rasta
3) Manoratsoratra eny @rindrina refa lasa miiitaaap :x
Refa adalan'ny calcul dia hongotana ny " volo " dia aleo mikaly ohatra hoe " hena " :-D :-D :-D =)) =))
17. mansoor ( 23/04/2008 11:16)
HENA be feno VOLO de otrinina ny vidiny raha atao ny CALCUL? =)) =)) :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009