mba vakio ary mba valio fa tena mila vonjy
21. melody
(
21/04/2008 16:08)
TENA MARINA.... TENA TENA MARINA izany ry ainaheri, TSY MAZAVA...tena TSY MAZAVA ilay resaka knou :°)
24. ftlozy
(
23/04/2008 17:32)
ny olanao le ao amponao aza tsy vóvahanao ko ataonao aóna ny mbola hamahy ny olan ny hafa!nasoratra an reo ihany enao ts aleo nitantara ny olanao.nenao mba tataraina fa zay vonona hamahy eh!d aza atao xxx zfady LOL =))
25. azamanadino1
(
01/06/2008 22:57)
saika tapaka lalandra za mdr ptdr hahahahahahaha enao miteny hoe asa raha misy matakatra ny zavatra tiko lazaina , zay angaha lety marabout a mdr
aminy zay koa hoe avelao ny mail na fa hanoratra ianao mdr mba hasehoy ny anaranao raha hamaly mdr hehehehehehehehehehehe
:roll: ela aminio nefa miafina mdr maninona raha nitsorina hoe avelao eo ny rel anao fa rapelleko enao mdr fikan'antitra wa
na T1 aza matakatra any zany mdr