lebeno any zamerika

21. cutie ( 23/04/2008 15:59)
mba alefaso eto we zany himehezana :-D
22. fijo ( 23/04/2008 20:01)
mba niomehy tapany aho ,satria azoko tapany ilay izy.hi h..
23. cutie ( 23/04/2008 20:12)
:-D :-D :-D :-D
ndraso ndray alou hitady hafa fa toa mbola misy hafa mampime ao
24. fijo ( 23/04/2008 20:29)
maromaro ireo ka
25. cutie ( 23/04/2008 20:32)
be resaka be fotsiny le hitako fa aleo tsy halefa :-D
26. fijo ( 23/04/2008 20:53)
esory ny feony
27. cutie ( 23/04/2008 20:56)
:-D :-D :-D :-D :-D
tsa mety
28. fijo ( 23/04/2008 21:05)
ao fa tapenako ny sofiko
29. cutie ( 23/04/2008 21:16)
:-D :-D :-D :-D
tapeno aza
30. fijo ( 24/04/2008 20:50)
ka le izy aza tsy ita ko
31. bosista ( 25/04/2008 15:54)
zao le izy: alaiko ohatra:mba rariny ve rehefa poritra le oll de mbola hidianao ny trano fivoahana? omenao tsiny ve izy raha eo ivelany no manao maloto-ny? tsy maintsy manaraka ny lalanan'ny natiora izy @ mahazava-boahary azy,nefa ny lehibean-dry zareo any Roma mbola minia manikipy maso iany,de izao manao ny tsy fanao izao ny pretrany!!!
32. fijo ( 25/04/2008 20:15)
ouuuuuuuuu misy fahamarinany be koa iny ry zalahy an.
33. ikaretsaka ( 26/04/2008 16:36)
efa tsy mikipy maso intsony izy matoa naka action ka..
izoa lasa misy fiovana sy formation be ny resaka vocation aty US, ary nohamafisina mafimafy kokao ny resaka Discernement, sy ny examen de conscience sy ny fandinihantena... ary lasa natao matanjaka nohon'ny dinidinika rehefa hanao noviciat religieux (jesuites sy dominicains, sns...) aza ny atao raha hiditra diocesians
34. fijo ( 02/05/2008 20:58)
izay no efa nandrasana taona maro.nahoanano nandrasana hisy iny resak avola be iny vao nisy fiovana?????
nytena mampalahelo anie letsy dia izao e.raha misy resak amitranga aty ohatra.tsy tonga any ambonyakory ilay resaka ,fa ny sefo eo ambonimbony eo,dia efa manasitrika ilay izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0523