olo_tiana!

41. ratonga ( 18/04/2008 07:11)
ari: zah vé mahalala fa to zay no averimberin'i kiady eo wé sarotsarotiny dronky ko :°) fa défa raikitra zany sady zah mahay mampiadana an!! =)) =)) =))
42. bobone ( 18/04/2008 07:25)
xxx: aty amiany betsaka raka hisoratra anarana e! misafidy izay tiana mihitsy koh mmmm vonona ve e! :D :D :D :D :D :D
43. mangidy ( 18/04/2008 08:16)
ratonga : :-w :-w :-w kiadi anie ka lahy tokan'i dada sy neninay e! mila maka vady amizay izy fa manjary tsy milalao zafikely Dada.
Afaka omeko azy ny anjara lovako o!!! =)) =))
44. ratonga ( 18/04/2008 08:47)
dé i mangidy ara aléo mba ho lovako rà izany ihanyé! :-D :-D :-D
45. kelly13 ( 18/04/2008 09:02)
:-D :-D :-D
46. kiadi ( 18/04/2008 09:05)
ratonga:

:-D :-D elah ko dé sarotsarotiny otran'i ari ihany zany klé:°) , ampitomboy ny budget-ny pub letsy na soloy ny aranjono :-D :-D :-D


tssss! ka ba io ihany no aranjono ananako ko!!de nefa nelah tonga harato be de very ny fitana keliko!
:-D :-D
47. xxx ( 18/04/2008 09:06)
bobone:

xxx: aty amiany betsaka raka hisoratra anarana e! misafidy izay tiana mihitsy koh mmmm vonona ve e! :D :D :D :D :D :D



anga zah no misoratra anarana fa nareo no misoratra anarana :-D
48. kiadi ( 18/04/2008 09:08)
hoy tslem
raha mbola betsaka noho ireo aza vita foana e,zah mbola afaka mitoto vary

raikitra zany fa reventsika stlem eo ny asa eh :-D :-D
49. ratonga ( 18/04/2008 09:18)
kiadi: ataovy ao letsy zé mety ah! ataovy tahakan'ny mpisaka pirina tsy mikloty refa tsy azo eo anoloana mahita lavaka isitriana any afara :-D :-D :-D
50. kelly13 ( 18/04/2008 09:21)
hafa kely indray le ohabolana pirina :-D
51. ratonga ( 18/04/2008 09:22)
keliterezy: lôzandry mitsikanikany fotsiny :°) andao wa hipetraka any kelimalandy fa miadana ané é! :-D sady tsisy prà manao faction any =)) =))
52. kelly13 ( 18/04/2008 09:23)
ratonga>ataovy klou ny inventaire ny lovabenao fa sao tsy poinsa ka, d alefaso eto, bienchur ny liste :-D :-D
53. kiadi ( 18/04/2008 10:05)
:-D :-D :-D :-D :-D
tady ho voasongon'i ratonga ny bizinako klé! :-D :-D :-D
54. ratonga ( 18/04/2008 12:01)
kiadi: vraky letsy reo kil fa élah ko ouuuu :-D :-D :-D
kelitérézy: tsy o vôtanisa eto dahôly fa bé lôtra :-P, fehiny fotsiny wé fiadanana :°) :-D :-D :-D
55. kiadi ( 18/04/2008 13:00)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
sempotra any antendrimbohitra any enao ry keliterezy fa aleo miasa tany aty antanety ihany an
56. ratonga ( 18/04/2008 13:08)
ô ry kiadi ngà tsy loza fa mitady ho lasan-dradoko atsy ny entana fa aleo ilamina alou klé :-D :-D :-D
57. kiadi ( 18/04/2008 13:11)
:-D :-D :-D andao tonga de tontonantsika sy elah ao zany radoko zany klé! :-D :-D :-D
58. ratonga ( 18/04/2008 13:18)
ndao fa tena tsy mety mintsy ny adin-lery zany :-D :-D :-D
59. kiadi ( 18/04/2008 13:19)
tady hanimba bizna lery fa aleo tonga de tontonantsika ao! refa avy eo tsika sy elah mifanaraka oe iz no ho tompony :-D :-D :-D :-D :-D
60. ratonga ( 18/04/2008 13:28)
ary élah zany ngé tena bizneman b mintsy kty :°) aza manambaka ny akama fotsiny aza klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0122