ndao hanogam-body eny ambohitsorohitra

1. salopard ( 15/04/2008 14:47)
hi-defiler hiakanjo tsara isika dia avy eo, rehefa tonga eny ambohitsorohitradia:
isa
roa
telo:
samy manala kilaoty dia manogambody any @ ravalo

tsy ampy dôzy aloha e! sao mba misy ambiny kely any ra-jea-kely sy ronaldo a!
sniff, sniff, tchouff, tchouff...
novalian'i Jeankely ny 17/04/2008 09:09
2. ainaheri ( 15/04/2008 18:07)
Any @ ra8 lesy to mbola mila ôdiansy fa elà alou no ita eto ,de iny ny an'elà zany e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-montre-fesses.gif[/IMG]
3. ranitse ( 16/04/2008 01:09)
Miverina foana ny manodidina ity resaka ity. Itony no resaka manaja ary mampivoatra ny sain'ny mpiserasera izany. Hatramin-dry ainahery avy mandrangitra ny hitohizany. Ho soa tokoa ny ho avin'ny tanindrazana sy ny Malagasy misy anareo manandoha avolenta.
4. ainaheri ( 16/04/2008 10:06)
Oh là ranitsé>> Aiza tsika zao leroa,virtoaly ngamba oo?? izay le izy kama refa resaka kidaladala d valina kidaladala ,refa manao dinika matotra d valiko ampahamatorana d arahako otr'zay ny onjany kama a,satria zay ny fahafantarako ny virtoaly lol,d aza ranitsé liha hihi
5. ranitse ( 16/04/2008 11:07)
virtoaly an. Rehefa mitapy dia samy mitapy. Kanefa samy avolenta an. Omeo ny antontan'isa ny Malagasy manana orinasa ivelan'izao tontolo izao dia omeo ny aan'ny Afrikanina dia omeo ny an'ny Sinoa sy ny sisa. Kanefa ny Malagasy dia samy mihevitra fa anisany sangany indrindra eran'izao tontolo izao. Rehefa samy virtoaly dia virtoaly fa avo lenta ihany ny Malagasy amin'ny lafiny rehetra. Mpanohatra avolenta ary ny mpitondra tsy nianatra. Dadany. Aza adino koa fa toa nasain'ny mpimasy nanogam-body koa hono ny lehilahy hiadivana amin'ny basin'ny vazaha ary lasa rano ny bala. Loza. Tohizo
6. salopard ( 16/04/2008 15:17)
zai mihintsy ry ainaheri, mety io na kely aza ny an'ise, oentintsika eny ambohitsorohitra


tsy ampy dôzy aloha e!

sniff, sniff.........

7. xxx ( 16/04/2008 15:43)
de ozy Ra8 aveo hoe, tsy hiala eto zà fa tena ilain'ireto vahoakako ireto fa tena oay tsy vavy tsy lahy manolotra ny vodiny ho ahy? Hatramin'ny vodiny avy atolony ho ahy?? heveriny fa fitiavana be le izy zao koa! !Tonde ny an'i salopard no commandiny vôloany, :-D :-D :-D :-D
8. Rojoukel ( 16/04/2008 15:52)
Tena fa mitapy mitsy ty !
9. Jeankely ( 17/04/2008 09:09)
Efa hita fa avo lenta loatra ny fahaizana sady tsy mahatafavoaka dia rediredy no asaina andanian'ny olona fotoana. Taraa mihinty izany fa baolina dakana mahafinaritra hoy ny miaramila. Raha azon'ny basy moa dia mivoaka any @ vavan'i Salopard
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0534