ahoana ny zaobavy

1. anidi ( 15/04/2008 12:16)
Mba mila témoignage-nareo manana zaoba lozabe ry reto fa ny ahy dia farany ratsy na apetraka @ toerany na tsy tenenina d miteny ratsy tsisy hoatrizany ary na ny zanako ary ampidiriny @ ady ataony misaotra d'avance
novalian'i xxx ny 30/05/2008 10:53
2. ainaheri ( 15/04/2008 13:13)
Za zany itady le tsy miteny ratsy reny ra izany klé lol

Tsisy vavolombelona ny ahy fa hvtr no omeko; ny azoko atolotra anao d mba sinçere enao zany aminy ee,aza avilivily le resaka fa ataovy carte sur table miaraka @ vadinao,fa sao miitatra d lasa olana eo @ tokantranonareo!!

Mety hs ngamba za lol témoignage no nangatahanao nefa torohvtr no nomeko,fa fombany io d bon kourazy zany ee,aza mifampisintom-bolo fotsiny lol
3. anidi ( 15/04/2008 13:22)
O efa tsy aminay mivady intsony ny pbl fa ny tsy laniny d ny vadiko momba ahy ka lasa hoe nampihinaniko ny caca-ko d nataoko hoe na mampirafy ary a tsy iala amiko io d romotra b ka ny tiako ho fantatra ve hoe mi-existe ny olona toy izany


4. sakaizakely ( 15/04/2008 14:16)
mi-existe ny olona toy izany



matoa ianao mitantara dia tena mi existe lay izy izany ange e !


5. ainaheri ( 15/04/2008 14:17)
anidi:
ny tsy laniny d ny vadiko momba ahy ka lasa hoe nampihinaniko ny caca-ko d nataoko hoe na mampirafy ary a tsy iala amiko io


Marina zany @ maha havany azy hany ka diso fanantenana izy fa tsy nanaraka ny betiziny ilay vadinao,deraiko manokana izy!!

Ilay cas d tena misy tokoa ary misy pire noho zay aza fa mahereza fotsiny d ento tsara ny tokantranonao ,ataovy itany fa olon'ny fihavanana ianao,aza maka laginy @ zay adalany ary ampisehoy azy ny fitiavanao ny vadinao d hangina houazy izy,aza atao mampiasa loha fa refa tia anao sy nanao zay fihetsika zay le vadinao d ampy anao zay fa tandremo fotsiny lay zanakareo mba tsy ho tratran'ny virus lol
6. anidi ( 15/04/2008 14:57)
merci fa azonao tsara ny fipetrakin'ny olana bye bye


7. tess ( 15/04/2008 15:24)
aza misera amizany oul loza-tany izany dia ho foana ny blem e!
izay ny fanafodiny na zaobavy aza izy!
8. mmmhh ( 15/04/2008 15:48)
avelao izy hanao ny hataony e, aza mamaly fotsiny, fa lasa manimba zvtr be de be zany. :wink:
9. niryna ( 15/04/2008 16:52)
anidi:
ny tsy laniny d ny vadiko momba ahy ka lasa hoe nampihinaniko ny caca-ko d nataoko hoe na mampirafy ary a tsy iala amiko io
ka samy manana ny fitsarany sy fandraisany avy ilay olona fa tsy atao mankarary na hivakina loha izay teneniny any ,isika tsinona tsy afaka ny hanampina ny vavan'ny olona
ainaheri:


Marina zany @ maha havany azy hany ka diso fanantenana izy fa tsy nanaraka ny betiziny ilay vadinao,deraiko manokana izy!!

Ilay cas d tena misy tokoa ary misy pire noho zay aza fa mahereza fotsiny d ento tsara ny tokantranonao ,ataovy itany fa olon'ny fihavanana ianao,aza maka laginy @ zay adalany ary ampisehoy azy ny fitiavanao ny vadinao d hangina houazy izy,aza atao mampiasa loha fa refa tia anao sy nanao zay fihetsika zay le vadinao d ampy anao zay fa tandremo fotsiny lay zanakareo mba tsy ho tratran'ny virus lol
marina izany fa aza mahavoa tokoa ny goavy manta

ny mpiray tampo dia mifankatia foana ary ny teny hifanaovany dia mitovitovy,fa raha ilay vao miditra no manao teny tsy mitovy ny fitenin-dry zareo dia tsy tiany.Ilay fitiavana fahiny dia mbola tian'ny iray hitohy kanjo toa heveriny fa lasan'ny vady aman-janak'ilay iray dia eo no tonga ilay fialonana kely.Raha mifanaraka amin'ny zavatra rehetra ny mpivady dia tsy ho voahozongozona tokoa ny fanambadiana.Anjaran'ny tsirairay no miezaka mitia ary ny hoe aza mifanerasera "tsy afaka amin'io vehivavy io hianao na ho aiza na ho aiza" hoy ny hira ,noho izany raha mbola vadinao foana ilay olona dia misy foana ny fotoana hifankahitana.Ny mamela heloka ,ny miezaka mitia azy ,ary ny mifidy vava no andramo atao.Raha tsy tia sy tsy mahazaka ilay fiteniny dia tonga dia teneno ilay tsy zakanao ary ataovy eo imason'ny vadinao ilay izy mba tsy hiova ny hafatra.Izay fa mety samy mandalo amin'izany ny olona sasany .Misy kosa anefa toy ny mpirahavavy mihitsy ilay mpifampi-zaobavy .

:D
10. booboo ( 15/04/2008 17:10)
rehefa tena tsy mety fa fahasorenan-dava no ho azy avy aminy dia ny tsara misintaka lavitra beeeeeeeeeee mihitsy..... na e-mail na ttsy na tél na fifanabeazana maso asa tsy atao mihitsy ....raha toa ka hainao fa tsy ho tananao ny vavanao sy ny fonao manoloana an'azy a ! fa sinon, henoy fotsiny dia itsikio fotsiny hihihihihi ( zà klou tsy mahavita an'io e :°) )
11. mmmhh ( 16/04/2008 06:30)
ny mpiray tampo dia mifankatia foana ary ny teny hifanaovany dia mitovitovy,fa raha ilay vao miditra no manao teny tsy mitovy ny fitenin-dry zareo dia tsy tiany.Ilay fitiavana fahiny dia mbola tian'ny iray hitohy kanjo toa heveriny fa lasan'ny vady aman-janak'ilay iray dia eo no tonga ilay fialonana kely.Raha mifanaraka amin'ny zavatra rehetra ny mpivady dia tsy ho voahozongozona tokoa ny fanambadiana.Anjaran'ny tsirairay no miezaka mitia ary ny hoe aza mifanerasera "tsy afaka amin'io vehivavy io hianao na ho aiza na ho aiza" hoy ny hira ,noho izany raha mbola vadinao foana ilay olona dia misy foana ny fotoana hifankahitana.Ny mamela heloka ,ny miezaka mitia azy ,ary ny mifidy vava no andramo atao.Raha tsy tia sy tsy mahazaka ilay fiteniny dia tonga dia teneno ilay tsy zakanao ary ataovy eo imason'ny vadinao ilay izy mba tsy hiova ny hafatra.Izay fa mety samy mandalo amin'izany ny olona sasany .Misy kosa anefa toy ny mpirahavavy mihitsy ilay mpifampi-zaobavy

zany mintsy
12. Rafahafahana ( 16/04/2008 13:26)
Ny ahy aloha ny zaobaviko anankiroa, tena mifandray tsara izahay, mihoatra ny mpiraha-vavy iray tampo.
13. ikalapeta ( 17/04/2008 15:26)
anidi:

Mba mila témoignage-nareo manana zaoba lozabe ry reto fa ny ahy dia farany ratsy na apetraka @ toerany na tsy tenenina d miteny ratsy tsisy hoatrizany ary na ny zanako ary ampidiriny @ ady ataony misaotra d'avance
Avy elao izy hiteny izay tiany any fa rhf vizana ve tsy hijanona!


:lol: ,mazotoa !!! hi!!!!
14. xxx ( 24/05/2008 22:36)
fa angaha tsy manambady na tsy miasa ilay zao-bavinao io ?? raha manam-bady aman-janaka izy tsy hiasa loha hitsabaka aminareo, fa zao fotsiny ny vadinao no ataovy izay atokisany anao, olona iray ianareo, fa raha ny zaobavinao no manimba zavatra aza raharahiana akory !!ianao no mitondra ny tokatranonareo, izay tianao atao, ... Ny ahy manokana, dia tsy mangina na mitsiky izany mihitsy aho fa tena avy raha manao ahy !!!vazaha ny vadiko, ary aty izany mandefitra izany dia namann'ny resy tsy manan-kavaly !! hany ka tsy maintsy miteny ianao !!mivandravandra izy mivandravandra koa ianao !! hany ka tsy mifanerasera mihitsy firy intsony !!samy manana ny tokantranony koa io !!! ny ahy tsy misy hafa tsy ny parents ny ihany no jereko !! raha izay iray tam-po tsy olana amiko !!!na mpirahavavy aza mifamaly be indraindray koa vao mainka ve fa ny mpizaobavy ... ny vehivavy koa ange misy toetra e !!!imaginer o hoe miady aminao ny rahavavinao de tsy mamaly mihitsy ianao...de ahoana ??? hafahafa be, tsy ho voavaha mihitsy ny blèm...KA TSY maintsy miteny foana fa aza manao am-po, raha olon-dehibe tokony hifanazava.
15. Tokampo ( 30/05/2008 08:19)
Miankina @ ataon'ny lehilahy ihany ny maha-bonne an'io na tsia
Raha tsapan'ilay lehilahy ny tsy mety ataon'ny anabaviny dia arahaba soa, arahaba tsara
Raha kosa efa mitohoka ny tenda izao ny porofo fa ratsy ny anabaviny nefa mbola arovany, iny no tena ratsy

Malheureusement, misy tena misaraka mihitsy noho ny teny sy lainga foronin'ny zaobavy satria ilay anadahiny mihinana ambolony!
16. xxx ( 30/05/2008 10:53)
Ny ahy ndray ny olako dia ny vadiko tsy tia ahy,sa tia ahy ve izy ozy nareo anala baraka ahy eo imasondrafozako hoe enao tsy atakaloko ny mamako satria ny mamako misy lajany ambony kokoa,tezitra a an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9837