Mitady slow e!
1. soanja
(
12/04/2008 21:52)
Tsy haiko ry zareo fa mitady holasa adala aho mihaino an'ity hira ity. :( :( Manina be ny fotoana ny nahasomaravo ahy.
Aiza ary izy izay!
Tsiahy sisa! Misaotra an'i Rossy nameno ny hatanoranay tamin'izany!
http://www.dailymotion.com/related/x2o64w_rambao-eliane-sy-emma-tsikitsiky_music/video/x2ncfv_rossy-hafatra_music?from=rss
^:^ ^:^

novalian'i soanja ny 14/04/2008 06:32
2. cutie
(
12/04/2008 22:11)
Manina be ny fotoana ny nahasomaravo ahy.
manina ny in a ???
rossy kosa alou milay raha resaka hira e :)
3. radjery
(
12/04/2008 22:52)
misy tsy mahay teny gasy dray ato :-D :-D
somaravo zany ry cutie wé kely, tanora, tsy masaka, mantamanta... no dikany ah! :lol:
somaravo zany ry cutie wé kely, tanora, tsy masaka, mantamanta... no dikany ah! :lol:
5. mignone
(
13/04/2008 11:03)
lé akanjo maintsomaintso be anlé mpitendry gitara kay kay kay :-D :-D
soanja > angaha efa antitra ? aza manaiky antitra zany :wink:
soanja > angaha efa antitra ? aza manaiky antitra zany :wink:
6. nandrianina1
(
13/04/2008 11:20)
hay v otran'io le hira e!nankafy b daholo ry zareo :lol: misotra nizara e!
7. soanja
(
14/04/2008 06:32)
mignone:
lé akanjo maintsomaintso be anlé mpitendry gitara kay kay kay :-D :-D
soanja > angaha efa antitra ? aza manaiky antitra zany :wink:
Ny fo tsy mba mety antitra fa ny ankoatr'izay afaka milaza fa efa nahita izay hitany ihany, efa nandray izay izay noraisiny ary nizaka izay nozakainy. Izay ela netezana ihany hono no lavavolo! Ny diavolan-ko lava ny kilalao mbola ho ela. Aza manaiky resim-piainana e!
:lol: :lol: