tsikera

21. mmmhh ( 15/04/2008 16:01)
xxx:
Tsy azoko mihintsy hoy aho ianareo ...
fa raha mi geste, na kondrana, na manao resa-jaza, na manao firesaka tsy tonga volana ilay namana dia tsy maintsy hilàna vaniny foana ve????
Namana toy ny namana rehetra ihany izy ka maninona raha raisina amin'ny maha izy azy e? Izany anie no hatao hoe namana serasera e! hilànareo vaniny izy dia raha hataony ianareo dia tsy faly...inona ary izany?
Samia manao izay mahafinaritra ny fony e! avelao izy hi geste raha izay no tiany...

ka manala azy ny eto koa, tena mahafaka andro mintsy ne rajou bôgôsy ty ry xxx e,
22. xxx ( 15/04/2008 16:07)
Ka raha manàla azy fotsiny tsy maninona miarak aminy fa ny manambany sy manakondrana olona no tsy mety na manao ahoana izy na manao ahoana.
Traiter na am anarana rehetra izy dia hitako hoe tsy mety.
23. mmmhh ( 15/04/2008 16:16)
izy ara tsy tezitra analana azy koa, sa tsy zany rajou????? manala azy moa isika eto bôgôsy ô?
Traiter na ahoana ndray izy? e, hoe Rajou bôgôsy ve? sa manao resa-jaza? sa nitontona t@ tany? sa salmoli, sa.....????

:-D :-D :-D :-D :-D :-D
24. Papoose ( 16/04/2008 10:37)
ika, mba apetaho koa ny solomasonjy eee
25. kiadi ( 16/04/2008 11:18)
ary misy mifanao njy ato an! :-D :-D :-D :-D
26. yonikafopl ( 16/04/2008 11:35)
kiadi ka i ika nge le we vevavy marina zany eeeeeeeeeeeeee :-D :-D :-D
27. ikaretsaka ( 16/04/2008 15:26)
hehehehe
ninono tamiko tany indray i yoni de hoe kambony
28. Papoose ( 20/04/2008 19:15)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1847