Salopard tia hijery ny havany tsy hikiloty

1. Jeankely ( 11/04/2008 15:35)
:-D :-D Ny havany no tian'i Salopard jerevana voalohany miala ny trano. Ataon'ny moly midegany :-D :-D :-D
novalian'i Jeankely ny 12/04/2008 15:22
2. ranitse ( 11/04/2008 23:09)
Ny olo-pady ve afaka akana doozy ry Salopard ? Sniff tsy ampy dozy dia mamely akaiky.
3. Jeankely ( 11/04/2008 23:35)
Nianga t@'ny niboridana ary nitafy sy nanarona ny faritra tsy hikambanana ny olona. Rehefa taty aoriana indray dia lasa fitaovana ny miboridana ary ahazoana vola. Sarim-behivavy miboridana no atao miaraka @ Fiara vaovao. Tia hanakaiky ny miboridana eny andalana. Tsy fantatr'i Salopard sy ny namany fa zava-doza marobe no mitranga t@'ireny fitokonana ireny. Feno ny "Chambre" rehetra eran'Analakely hatrany Andrahavoangy satria manala azy miala ny fitokonana dia miverina eo indray ary mody any antokatrano avy mitsabahan'ny sasany ny vilia. Ka raha hitokona tsy hikiloty ve tsy hisy hifampitaingina bedebe eo Analakely sy ny fiakarana eny Faravohitra ? Ny havan-dra-Salopard aminio hilaharan'ny sasany. Sniff, Sniff tsy ampy dozy
4. xxx ( 12/04/2008 14:13)
mahery ve ny moly ntsinoa ry zanety de lasa mitapitapy :-D :-D :-D :-D :-D
5. Jeankely ( 12/04/2008 15:22)
Jeankely no manoratra fa aza mampiditra zatra hafa rehefa manao xxx. Harao ny fepetra fa mba nianatra ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0386