operation tsy hi-klôty hanongana an-Dravalo

1. salopard ( 11/04/2008 15:29)
mirotaka ny any haiti, côte d'ivoire, indonesie, egypte, ... nohon'ny halafon'ny fiainana,

ary ny gasy ahoana?

manainga antsika hilahatra tsy hi-kôlty hankeny faravohitra, sy ambohitsorohitra; antony:
-hasehontsika fa tsy mahazaka ny patalohany intsony ireo mbola afaka mividy pataloha
-tsy mahavidy na ny silipo intsony ny ankabeazany vahoaka malagasy
-kanefa dia hasehontsika koa ny maha-lehilahy sy maha-vehivavy antsika, vonona hanohitra ny tsy rariny
novalian'i Jeankely ny 12/04/2008 13:08
2. Jeankely ( 11/04/2008 15:33)
Ny anareo mianakavy efa nifampiseho ny an'i dada, mama, bavinareo koa ny olona ve anaraka izany.
3. kiadi ( 11/04/2008 18:25)
de raha minatay ko ve ry salopard ny haiti,coted'ivoire,sns...... de hinatay ko ny gasy?
zay ve le oe mondialisatiô?
4. ranitse ( 11/04/2008 23:07)
Ny olom-pady no akan'i salopard doozy.. Sniff, Sniff
5. ravatorano ( 12/04/2008 11:13)
mahatsikaiky
salopard < enao indray no homena teha tsofina kely

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. Jeankely ( 12/04/2008 13:08)
Asaivo manoratra taratasy any @ Lecacheur ileiry hoe andao ampiseho ny hafenina fa hiaraka @nao aho dadatoa. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1079