Masoandro

1. RAKVOL ( 09/04/2008 20:25)
mba manotany olona zay mahalala ny tokony hatao fa tena tsy mahatanty taninandro mihitsy aho; mangidihidy ka rehefa haorina d maratra d ohatry lasa eczéma , efa nandrama daholo ny lotion; créme; pommade ,savon fa tsy misy éfficace ; misaotra mialoha . :
novalian'i RAKVOL ny 17/08/2008 19:41
2. milaibe ( 09/04/2008 21:39)
Manatona dermathologue fa aza manao apprenti sorcier fa io fanandramanao zao karazan-javatra zao no vao maika tsin'ny hoditra
3. zoky ( 10/04/2008 05:54)
Manatona dermathologue fa aza manao apprenti sorcier fa io fanandramanao zao karazan-javatra zao no vao maika tsin'ny hoditra


Marina mits io,
saro-pady ny hoditra, ary hoditry oll ts voatery mitovy aby , ka met @ ra an s ra an ts votery mety @ hoditry ra RAKVOL, manatona spesialista fa so mivadika horera eo vo mikorapaka
4. Zina ( 10/04/2008 14:05)
tandremo sao dia voan'ny cancer ny oditra an, mandana mihitsy mijery dokotera misy tsy mety ao .. ao ra...
5. agoago ( 10/04/2008 14:21)
Mahatsiaro documentaire "Enfants de la lune" aho amin zany lazainao izany. tsy mahatanty hainandro ny hoditry ry zareo (ankizy sy ado), misy eczema, manao cancer, ny vatana tratry ny hainandro. Tsy afa mivoaka raha tsy ny alina ry zareo, na rehefa maty ny masoandro, nahatonga ny anarana.
Mankanesa any amin ny dermatologue tokoa ianao sao tratra ohatrandry zareo, maladie génétique rare lay izy.
6. Veloo ( 11/04/2008 18:32)
mila mijery dermato ianao - otrany oe allergie izany mahazo anao zany
7. RAKVOL ( 13/04/2008 05:02)
Misaotr anareo namaly ,makasitraka e .RAKVOL
8. Rasiligaoma ( 13/04/2008 05:05)
mamonje dokotera fa aza ilaozana manao sao de ity sao de iry eo
9. soanja ( 14/04/2008 03:09)
Tsara tokoa ny mamonjy mijery dokotera noho izany fa ny fialana amin'izany ankamehana dia ezahana tsy aseho masoandro ny hoditra, indrindra ny tarehy. Manaova satroka foana ka UV protection hats sy akanjo.
10. rush ( 14/04/2008 11:20)
tsy maintsy makany @ derma, sy dokotera fa pigmentation tsy mivoaka reny,cancer de la peau no anarany anabangoina azy, ny rà no misy olana d mivoaka aty @ hoditra ny aretina, mahareza!
11. xxx ( 14/04/2008 18:35)
aiza koa no tonga dia hoe cancer de la peau e! :/ 8-)
12. RAKVOL ( 17/08/2008 19:41)
manoratra hoanareo zay namaly ny fanotaniako aho d misaotra aminy hevitrareo fa efa nahita vahaolana aho avy nanatona specialiste d nanaovana PREPERATION MAGISTRALE zany hoe composition creme natao Pharmacie no nanao azy d tsy mavaivay intsony ny hoditra tratry ny masoandro notsy mangidihidy intsony donc nety tamiko ;makasitraka e;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2485