J.O Pekin: On va foutre la merde

1. salopard ( 09/04/2008 16:44)
ankotran'ny, Darfour, Birmanie, Tibet, Ouigours, sy Tibet
dia victime koa ny lambahoany SOTEMA, sy ny soga COTONA, ary ny friperie ambodin'Isotry, sy sab-nam

D'ailleurs ny filoha hajaian Ravalomanana dia efa hi-boycotter ny J.O, porofo tsy hanana Athlète gasy hifaninana isika, mody nanao resy isika, saingy resaka boycott no tena antony.
ho an'ny vahoaka tsotra dia izao:

anareo ao Tamatave: asa mividy soupe chinoise garnie n'ambolomadinika intsony.
anareo ao Tananarive, dia aza mividy soupe vantamine sy riz cantonnais ny behoririka.
anareo any andafy dia atsaharo ny resaka tang frère, sy ny rouleau de printemps, sy ny ravioli farci, ary porc aux ananas...

izay e!
tsy ampy dôzy aloha e!
sniff,sniff, tchouff, tchouff...
novalian'i zoky ny 14/04/2008 05:20
2. razaordira ( 09/04/2008 17:58)
ounntsss.... Aleo ihany mankany Beijing na dia ohatra aza hoe hanao tourisme fotsiny ... Toy izao izy rehefa mirehitra jiro. 中華人民 ihany no ady eo e.
3. zoky ( 10/04/2008 07:07)
anareo ao Tamatave: asa mividy soupe chinoise garnie n'ambolomadinika intsony.
anareo ao Tananarive, dia aza mividy soupe vantamine sy riz cantonnais ny behoririka.
anareo any andafy dia atsaharo ny resaka tang frère, sy ny rouleau de printemps, sy ny ravioli farci, ary porc aux ananas...


salopard: ny SIPA kely SINOA ko ve ao anatin lista less? :( :( :(
4. apache ( 10/04/2008 14:13)
Haiko ny dikan'le soratra eo @ le rindrina @ sary eo ambony :
[tsy azo ametahana afisy eto] .... [sary] ........[lisany ve tsy tenenina eh!!!!] :lol: :lol:
5. zoky ( 14/04/2008 05:20)
apache: :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4038