mety marina ve ity lainga be?????? ''FANASANA''

1. rajoelina ( 09/04/2008 16:11)
Nisy sipa gasy zay tonga teto barcelone, NASAIKO.

Tamin'ny voalohany, fampisehoana fotsiny aloha... ( izaho rajoelina izy xxx ) hafaliana ny azy tsy misy ôtrizany, vao avy nihaona izahay de hitako ti hanaraka be ahy izy, hitako ti handondona ahy izy, hitako tena ti hisakambnona be ahy izy, hitako ti hiresaka be amiko izy ary manao fietsika zany lay gasykely hoe: zah ve tsy tokony handrazona azy sa ahoana?

Tsy hitako zay natao fa dia nientiko nasaiko tamin'ny restaurant japônay lay kala vahiny... Ary tsapako fa tena korazy be lay gasy... inona moa izany hoy izy? Raha mba bandy bogany tahakanareo ireto ny makany Mscar, ny sipa kely gasy tsy haka vady vazaha antitra be zany angamba, sady notoroina lay vazaha antitra nisakafo tao arinako (t@ teny gasy oe: ôtran'io vazah ao arinanao io), de nivily aho nitodika an'le rangahy vazaha lehibe tao aorinako, de hoy ilay kala vahiny tamiko: - Enao ty koa mapme anah ka.

misokatra ny adi-hevitra.

;-)

novalian'i Papoose ny 16/04/2008 10:39
2. tess ( 09/04/2008 16:48)
de in no tiana ahatongavana am lay adihevitra alou eto ry rajou an!
lay sipa manaraka vazà antitra be de ma,ambady azy ireny sa
lay sipa xxx tara mafy tam rajou sa
lay sakafo japonay no nahavoky an'i kala sa
i rajou bogosy nahazàka sipa fa tsy miraika am sipa gasy :^)

:-D :-D :-D
3. tess ( 09/04/2008 16:52)
aleo aho hamaly am zé tiko valina aza!
tasiô fa ireny sipa manaraka manambady vazà antitra ireny mahavoa ny sasany an! firifiry izy ireny miandry ilay vazà ho retraite fotsiny de mody any madà! amidinjareo ny fanana aty ivelany dia tonga any madà izy mandray pension vazà sady manararaotra ny vola netina tany, maro ny maty vady mbola tanora ny sipa kely fa azy dool ny fanana sy ny pension!
nisy mitsy otrzay tany foulpoint tany de refa maty i bainina dia naka bandy kely ndray i kala :wink: :-D :-D :-D :-D
izany hoe ny sipa manambady manaraka vazà antitra dia kalkiltrisy no betsaka sady tsy mviakl..... :-P
4. Veloo ( 09/04/2008 18:03)
Tsy hitako zay natao fa dia nientiko nasaiko tamin'ny restaurant japônay lay kala vahiny... Ary tsapako fa tena korazy be lay gasy... inona moa izany hoy izy? Raha mba bandy bogany tahakanareo ireto ny makany Mscar, ny sipa kely gasy tsy haka vady vazaha antitra be zany angamba, sady notoroina lay vazaha antitra nisakafo tao arinako (t@ teny gasy oe: ôtran'io vazah ao arinanao io), de nivily aho nitodika an'le rangahy vazaha lehibe tao aorinako, de hoy ilay kala vahiny tamiko: - Enao ty koa mapme anah ka.


ka marina io ko mitady bandy otran'la ny ankizy any dago hihihihi

tasiô fa ireny sipa manaraka manambady vazà antitra ireny mahavoa ny sasany an! firifiry izy ireny miandry ilay vazà ho retraite fotsiny de mody any madà! amidinjareo ny fanana aty ivelany dia tonga any madà izy mandray pension vazà sady manararaotra ny vola netina tany, maro ny maty vady mbola tanora ny sipa kely fa azy dool ny fanana sy ny pension!
nisy mitsy otrzay tany foulpoint tany de refa maty i bainina dia naka bandy kely ndray i kala

:-D :-D :-D njy ty mampime ka
5. tess ( 09/04/2008 18:14)
veloo: ka marina io an! :-D :-D :-D :-D
ahy kôsah tsary mahasaky ka! menatra aho milahatra miaraka amnazy na de ataoko hoe interet fotsiny ihany aza :-D :-D :-D :-D
fa ny sasany mody entiny mody any madà lay bainina de ampijaliany refa tonga any ho tapaka lalandra amzay maty haingana hono :-D :-D :-D looooooz!
6. rajoelina ( 09/04/2008 18:42)
tess:
de in no tiana ahatongavana am lay adihevitra alou eto ry rajou an!
lay sipa manaraka vazà antitra be de ma,ambady azy ireny sa
lay sipa xxx tara mafy tam rajou sa
lay sakafo japonay no nahavoky an'i kala sa
i rajou bogosy nahazàka sipa fa tsy miraika am sipa gasy

io efa voatsipika io :)
7. tess ( 09/04/2008 18:49)
ka na izaho aza ve tsy hovoky kosa ry zandry raha inviténa hisakafo any am japs, milay nge ny sakafo japs e! ny sushi hummmmmm! :miam: :miam:
8. Veloo ( 09/04/2008 19:11)
io zany ve ry rajou saik'anina fotsiny ilay kala amin'la? :miam: :miam: :miam:

tess hihihihi
9. cutie ( 09/04/2008 19:54)
o ry salmo a
asio hira milay njay fa mankaleo be le ary :-D :-D :-D :-D
10. sakaizakely ( 09/04/2008 20:08)
tsy misy fiovana :lol:
11. xxx ( 09/04/2008 20:40)
mialona any rajou indray i sakaiza
12. kiadi ( 09/04/2008 20:41)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Endormi/mini-dodo-2932.gif[/IMG]
13. simplex ( 09/04/2008 21:17)
rajou:
lay sakafo japonay no nahavoky an'i kala
misy toerana hoan'ny desera ve ra izany? :)
14. Mandefitra ( 10/04/2008 05:00)
Milay rajou a, efa tokony ho admin ny dinika "resa-jaza" ialahy :lol:
15. steph65no ( 10/04/2008 07:27)
Zay ary no mba tiany ka hatao ahoanae
16. mmmhh ( 10/04/2008 09:02)
HAY VE RAJOU KA BÔGÔSY E!!!
17. ari.malala ( 10/04/2008 09:24)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
18. ikaretsaka ( 11/04/2008 21:01)
hay ve e? 8O
19. sakaizakely ( 11/04/2008 21:23)
mmmhh:
HAY VE RAJOU KA BÔGÔSY E!!!
ieeeeeeeeee
tena bogosy beeeeeeeeeeeu
iza no sipa manjabe tsy mandondona anazy :-D :-D :-D :-D

20. Papoose ( 12/04/2008 02:17)
jou a, enao ve tena matoky ny tenanao fa bogany? 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2736