Ny fahakiviana no tena mitondra ny FAHARESENA SY FAHANTRANA

1. Jeankely ( 09/04/2008 00:10)
Raha mpianatra dia milofo ary mankarary loha ny mampiditra zavatra maro antsaina, mankarary maso ny mamaky boky sy mikaroka lesona anaty "Internet", mandreraka ny manao fanadinana sns... Rehefa kivy dia mijanona tsy mahavita fa ny miharitra lasa na sola aza.

Raha mpiasa kivy rehefa mitsotsotra ny tanana ho an'ny mpiasa-tany. Kivy satria kely ny karama ho an'izay miasa aman'olona. Misy nefa ny mahay miaina @ azony ary mahay mitady sy maitatra ka mahavita misongona ny teo aloha tsy nivoatra.

Raha firenena avy notantanana'ny olona ratsy dia milaza kivy satria ny lesona mba hainy dia: mangalara volam-panjakana rehefa mitondra, tapao ny tetezana rehefa tsy isiaka no mitondra, ampiadio ny foko rehetra raha tsy isiaka no eo amin'ny toerena, anipazo hoditr'akondro tsisy ahavita inoninona izay mpitondra mifanesy eo...
Raha vahoaka tsy mandinika dia ny vavan'ny tsy aninontsianinona no henoiny saingy miana ary manantena vy ho avy ny Malagasy. :-D :-D :-P :-P
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 17:14
2. ikaretsaka ( 09/04/2008 00:58)
misy koa le hoe tanala very sampy dia ny manova no mety e
raha tsy mety poinsa ohatra ny fanadinana nefa efa natao aby izao rehetra izao. mety tsy milay le mpampianatra koa a
dia miova mpampianatra hafa koa option tsara azo atao.
3. Jeankely ( 09/04/2008 04:30)
Raha maty ny mpampianatra dia mazava fa tsy avy aminao no ampivoatra ny fahalalanao fa avy @ mpampianatra. Ny mpampianatra mety tsy mahay mampita fa anjaranao ny manitatra. mazava fa rehefa very ny sampy solina saingy ny sampy sady tsy very no tsy tapaka fa mbola milay be. :-D :-D :-D
4. abcdefg ( 09/04/2008 13:06)
mora lazaina fa sarotra vitaina re!raha misy efa vonona anasolo ny eo dia avoay re hita ny be sy maro re!!!!
5. Jeankely ( 09/04/2008 13:36)
izy tsy mbola miala re
ry abcde
fa aza mampiomeh
Eo ihany io na tapaka lalandra eo dadakoto sy nanananas
6. todisoa2 ( 09/04/2008 13:48)
Le zava-misy eto kou no mbola ts mi permettre anle fampandrosoana eritreretin'ny tanora ahatoa. Be ny ambition, fa ohatra zao zay mbola miandry ny fibra optika vo mand mketrka an.
7. Jeankely ( 09/04/2008 13:51)
Ny tanora milay tsy ambaniana. Fa ny antitra vao romotra sahala ny kiva no manahirana. Ny antitra natao hajaina saingy ny sasany manalabaraka tena indray no miventso ny afabaraka.
8. todisoa2 ( 09/04/2008 14:26)
marina alou zay e. Mila stratégie, d avy eo Politique matotra atsangan'ny katitakely aty aoriana.
9. Jeankely ( 09/04/2008 14:44)
Apetrao ny fototra aharan'ny taranaka fa tsy potehina sahala ny amndrera tetezana ka vola tokony anaovana zavatra hafa laniana @'iny indray.
10. nanas ( 09/04/2008 15:23)
Jeankely:

izy tsy mbola miala re
ry abcde
fa aza mampiomeh
Eo ihany io na tapaka lalandra eo dadakoto sy nanananas



Eeeh! tsy misy mahatapaka lalandra ny kil zany zama Jeankely fa ianao zao no hatahorana hipoka atsy ho atsy @ ty tsy fahatantatesana ny hevitry ny hafa ty. Mitsabo mintsy aloha saina sy fo fa raha sanatria ka maninomaninona eo any ianao ka asa iza indray no hokaraman-dry zalahy hanasoaso sy hanopa olona eto !, zay vao asa fotsiny angamba ny hahazo an TIM be vava isany.
11. Jeankely ( 09/04/2008 17:14)
Hiomehezan'ny TIM ianao satria tsy fantany aho. Sahala ny panao domy io ny iray tsindrianao fa ny iray no mahazo ny vola. Satria variana manindry ny hafa. Sahala izay koa no hanaovan'ny TIM anao. Izaho no maty koa ny TIM ve harary andoha. F'angaha izy mi-nanananas otrikabe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0382