misy sy tsy misy
21. ikaretsaka
(
07/04/2008 02:54)
:-D :-D :-D
misy ny Faravohitra fa tsy misy ny Voalohandohasaha
misy ny Andrefan'Ambohijanahary fa tsy misy ny Avaratr'Ambohijanahary na ny atsimo na ny atsinanana.
Misy ny Tsimialonjafy fa tsy misy ny Mialonjanaka
HO an'ndry zalahy ao @ polifika: Misy ny Ambanidia fa tsy misy ny AmbonyCivilise!

22. endrika01
(
07/04/2008 10:06)
Misy mamatonalina fa tsisy mamatonatoandro misy ny menamasoandro fa saingy tsisy ny maitsomasoandro.Misy ny tsiafajavona tsy misy ny afajavona,misy ny Ambavahadimangatsiaka fa tsisy Ambavahadimafana!