Fiaraha-monina xxx

21. xxx ( 03/04/2008 20:36)
toa izao no milay kou! tsy hisy ny gidraka sy ny fanenjehana raha xxx daholo, fa zay mitapitapy eo dia toy ny miady amin'ny tenany ihany :-D :-D :-D
22. xxx ( 03/04/2008 20:38)
aiza ary i kiali bota amin'izao xxx bdb izao klé =))
23. yonikafopl ( 03/04/2008 20:57)
mety mba efa mi xxx kou iny zay kou hihihihihi :-D :-D :-D
24. xxx ( 03/04/2008 21:00)
kiiiiiiiiii! yonika ve tsy nanao xxx :@

laharana faha firy ho aho i kiali bota amin'izao?????? :roll:
25. xxx ( 03/04/2008 21:01)
:cry: :cry: :cry: :cry:
tsy zatra mi xxx za de nipoitra le ps fopl tssssssssssssss
26. xxx ( 03/04/2008 21:04)
izao izao ianao hoatran'ireny niboridana ireny manoloana ny xxx :-D :-D :-D
27. xxx ( 03/04/2008 21:12)
menatsa be za :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: , manao ny tsy fanao mou kou
28. xxx ( 03/04/2008 21:15)
Aleo kalou hatory de hanonofy xxx :-D :-D
29. xxx ( 03/04/2008 21:21)
ouaissssssss! ary misy venjana ko io manonona psn'ol! :-D :-D :-D :-D
30. xxx ( 03/04/2008 21:22)
i nanou..... io mamoka psn'ol io! =)) =)) =)) =))
31. kiadi ( 03/04/2008 21:23)
zao le tsy mahazaka xxx zao le mamôkamôka psn'ol zao an! :-D :-D :-D
32. xxx ( 03/04/2008 21:28)
dain 'ty kiadi bota, niseho kely hono izany mba ho hita hoe laharana faha 30 anatin'i xxx :-D :-D :-D mbola tsy san ngé izao e! (100 laharana io) :-D :-D :-D
33. xxx ( 03/04/2008 21:32)
ary koboko io le! ahahahah! hanaovako hapamôka eo ! :-D :-D :-D :-D
34. xxx ( 03/04/2008 21:37)
mba manaova toy ny fanaon'ny oul letsy ry kabota :-D :-D
35. xxx ( 03/04/2008 21:44)
=)) =)) =)) zah vé mbola tsy niteny akory dé efa kobon'i xxx14 klé :°) tsssss
36. xxx ( 04/04/2008 07:10)
ka zah hotran'i yonicka eh! tsy zatra xxx :-D :-D :-D :-D
nareo marina refa ao ambadik'io pcnareo io de sahy mametraka surnom hotrizao an! bola hitako eo moa refa tena mifanena ze sahy mametraka surnom zany! :lol: :lol: :lol:
37. xxx ( 04/04/2008 07:44)
hé hé hé
38. xxx ( 04/04/2008 07:55)
aza atao anzany kabota zany hono kiadi eee, trimobe ihany no mety aminy :-D :-D :-D :-D
39. xxx ( 04/04/2008 08:30)
aza ataonareo an'izao kosa ny kiadi-keliko an! ataoko masaka nareo nge e! omeko sakay dol d marary tsinay aveo
40. xxx ( 04/04/2008 08:34)
day zany maska ato ehhhh!! misy devoly be itsy marina mou ou :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1948