Fiaraha-monina xxx

201. xxx ( 12/04/2008 11:27)
zao azaoko ny 200eme! aiza keliterezy manao strip aingana :-D :-D :-D
de asio nem kely na izany aza an!
202. xxx ( 12/04/2008 11:48)
tsy menatra akory lé keliterezy miboridana imason'ny oul rehetra éo =)) =)) =))
203. xxx ( 12/04/2008 11:55)
xxx 201 , manararaotra anaty maizina keliterezy de miboridana hihih n nefa hitan'ny oll ihany :-D :-D
204. xxx ( 12/04/2008 13:24)
xxx201-202>inn avy no hitanareo tao zao? 8)
205. xxx ( 12/04/2008 14:09)
hummmm oka fotsiny 8O :-$ :-$ ^:^ ^:^
206. xxx ( 12/04/2008 18:41)
:-D :-D :-D :-D
207. xxx ( 12/04/2008 18:54)
xxx203 tsy hita fa maizina bé ka!, fa vô tsapa lé malandilandina tondé azo an-tsaina wé i keliterezy =)) =)) =))
208. xxx ( 12/04/2008 18:55)
aokanareo kosa keliteriko eh!!
209. xxx ( 17/04/2008 15:55)
nem efa masiso izay no amidy ao fa elaela tsisy kil tato
210. xxx ( 17/04/2008 18:20)
xxxpeugeot206>tonga d arako oe iza ndray io b rôzy io, mdrrrrrrr

xxxpeugeot207>miciii an, tope le 5

xxxpeugeot208>naverina nendasina le izy ka, maty dôl ny microba :-D
211. xxx ( 17/04/2008 19:05)
ajanony amzay ity fiaraha-monina serasera xxx nareo ity e! :evil: fa angah mbola mitohy ihany e! :evil:
212. xxx ( 17/04/2008 19:38)
raikitsa indray kay iz ty!! lasa injay zany aloha ny nem sy salady an!! io zao hitako io ika sy ny glacholetny! :-D :-D :-D
213. xxx ( 17/04/2008 19:39)
xxx210>ary aza kizitina eo fa tssss! omeko ny darekita eo! :-D :-D :-D
214. xxx ( 18/04/2008 09:10)
vao maika tohizana refa misy miseo manakina sahala @ zao :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
215. xxx ( 18/04/2008 09:14)
tairo ze tairina fa ze rovitra zairina
216. xxx ( 18/04/2008 15:36)
misy panjaitsa ngà ato ô! :°)
217. xxx ( 18/04/2008 15:50)
fantako ndray io xxx eo ambony io izao.....keliterezy ôôôô! :-D :-D :-D
218. xxx ( 18/04/2008 21:03)
ary KK ve zany no role ato eee (Keliterezy - Kiadi)
aleo tohizana ny xxx fa mahafinaritra eeee
219. radjery ( 18/04/2008 21:49)
=)) =)) =))
220. xxx ( 18/04/2008 21:50)
oups :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1508