Andao hitambatra fa efa samy tsy tiam-bahoaka ihany eh
1. xxx
(
02/04/2008 12:13)
Resaka mandeha eny anelakelaky ny tontolo politika eto Madagasikara amin'izao fotoana izao, ary indrindra taorianan'ny tsy fahavitrian'ny mponina amin'ny fandraisana anjara amin'ny fifidianana roa farany teo ny hoe: "Andao hitambatra fa efa samy tsy tian'ny vahoaka ihany eh?".
Ka raha io no hiseho tokoa dia mitoetra hatrany ilay hoe:"Ataon'ny mpanao politika fitadiavana sy kilalao fotsiny ny tany mahantra, anisan'izany Gasikara"
Ka raha io no hiseho tokoa dia mitoetra hatrany ilay hoe:"Ataon'ny mpanao politika fitadiavana sy kilalao fotsiny ny tany mahantra, anisan'izany Gasikara"
novalian'i Jeankely ny 03/04/2008 12:05
2. Jeankely
(
02/04/2008 12:34)
Anisany mpilaza ve ianao sa ahoana? MPANAO POLITIKA MALAGASY REHETRA tsy nisy nahavoa. izaho koa tsy mahavoa saingy fitsarana ny zava-bitan'ny tompon'andraikitra sy mpanao politika no resaka fa tsy ny fahantrako sy tsy fahaizako ho lasa manankarena ara-dalana. Hitambatra efa ratsy, hisaraka efa tsy halehany. MILA OLOM-BAOVAO NY MALAGASY.
3. rabingogilabanga
(
02/04/2008 13:12)
Raha tsy hiraharaha politika ianao, dia ny politika no hiraharaha anao
na ra-bebasy no handrombaka an'io
na ny manambola
na ny fetsy ratsy
na ny vahiny tia ny tombotsoany.
tsy hiraharaha politika ny vahoaka, d'accord.
fa izay fetsy no handrombaka ny pouvoir politique.
ka na miraharaha na tsy hiraharaha, dia tsy maintsy ho eo ihany ra-politika, dia hamaritra ny fiainanao, ny ny TVA, ny fandriampahalemana, ny lalana, etc...
5. Jeankely
(
02/04/2008 14:55)
Izay no tsara. HAHAHAHA misy harena mahavonjy ny fahasahiranana angaha ao Comores??? :-D :-D :-D :-D :-P :-P
7. Jeankely
(
02/04/2008 15:19)
Dia atao inona fahavalo tsisy ilaina azy sady tsy ahavaha ny olana?
Mba hoe "La Reunion" sy "Maurice" no zanahana. Resaka mapme-be
Mba hoe "La Reunion" sy "Maurice" no zanahana. Resaka mapme-be
8. simplex
(
02/04/2008 15:22)
misy ilana azy ka,
alaina doly ny harenany :°)
Mety mahavaha ny olana raha miara-mientana ny malagasy :P
La Reunion sy Maurice mety tsy resy fa manana renfort be kle, mafia. Sa ve mety ho resy eee :-w
9. Jeankely
(
02/04/2008 16:09)
Maurice ve dia hatahoran-dra-simple??? HIHIHIHI. Io no pehana voaloha. Olona tsy ampy 2 million ve dia aharesy antsiaka sa maty eny andalana ny Miaramilan-tsiaka. Sady mbola tsy nanafika no mbola tsy voatafika. Jeneraly retraite t@ fandraimpalemana ve?
13. Jeankely
(
02/04/2008 22:48)
Toa sady miditra no mivoaka ra-simple? Ny Malagasy maka Zana-dambo rehefa raikitra ny saritaka ka zana-kongona ve no hoentinao any fa tsisy hanaraka anao @'izany ny miaramila. Manjakabe angaha reo ary ra-simple tena efa resy sahady an? Miforitra misitrika aiza ny rambon-dra-simplex? :-D :-P