io zany de miala tsiny fona fa @ teny vahiny !
24. kelly13
(
02/04/2008 15:43)
missile tsy mahapôka akory fa b safary ray trano reto bandy reto :°)
25. kiadi
(
02/04/2008 21:35)
kelliterezy>sur amizany ve enao? manao vavan'ny tsy nahazo missile avec guidage laser zany :-D :-D :-D :-D :-D
26. kelly13
(
03/04/2008 15:50)
hou hou hou, tsy nahazo missile v za? tsy mitady missile za fa ny missile precoce b, ataoko inn? ountssssssss :°) :°) :°) :-D :-D :-D
28. kiadi
(
03/04/2008 18:10)
ary tadidin'ny keliterizy fona ve zah le precose be iny? efa oe natao aingakaingana wa fa sô de tratran'i melo tsika tamin'iny :-D :-D :-D :-D
31. ari.malala
(
08/04/2008 09:36)
ts bota zany hoa za! ra ts zany ts hatahotra dool ny oul ra vo enao no manatona ana fa sod lasa fisaka kely eo zah=)=))=))=))=))=))=))ngamba ra enao no mandray tanan ana manao bonjour tonga d tapaka tsy misy ny rantsna keliko=))=))=))=))=))
34. kiadi
(
09/04/2008 12:10)
aribota beuuuuuuuuuuuuuuu :-D :-D :-D :-D
de tanjemo be konentaka eo an!! :-D :-D
de tanjemo be konentaka eo an!! :-D :-D
35. yonikafopl
(
09/04/2008 12:53)
mbola tsy vita fona ve zao adinareo tany ampandriana izao no tohizana eto kou eeeeee :-D :-D :-D :-D :-D :-D
36. ari.malala
(
10/04/2008 09:16)
yonika, iza kou aky n ohiray fandrina ain'io trimobeu io=))=))=))tonga d telimoka avetrany ngamba ts itanareo mi forum eto tsony ah =))=))=))=))=))=))=))=))=))
37. kiadi
(
10/04/2008 11:02)
ampijalijaliko mintsy ka!! ataoko tsy te hierika trimobe tsony! :-D :-D
