Hofoananana tanteraka ny xxx

41. Jeankely ( 07/04/2008 06:13)
Teto ihany ianao izany no nahita resaka tsy mifandray an ??? Mba jereo tsara daholo ny loha-hevitra rehetra ary isaky ny sehatra fa saika mivoana daholo satria manala azy ny sasany hoy aho. Izaho tsy miteny hoe izany no tsara fa ilay aty vao mahatsiritra no asiako resaka hoe tsy efa ela ve ianao no tokony nanazava fa tokony hifanaraka ny loh-hevitra sy ny tohiny. Ny mpanao resaka mpanefy hainao fa resaka be marenina. Ny iray mitady fandraka ny iray manome rano. :-D :-D =)) =)) =))
42. ikaretsaka ( 07/04/2008 22:08)
ny eto aloha no resahiko izao sy hita dia araraotina ko
io ilay hoe ny an-tratra tsy lavo dia antsoina koa rainilahibe.

raha miresaka pataloha isika ohatra ka tsy mbola voa traite ny resaka pataloha .. dia aza ampidirina aloha ny resaka ba kiraro.... lojika tsotra ohatran'izany fotsiny
43. Jeankely ( 08/04/2008 01:28)
Mazavabe izany fa rehefa mandeha eny andalana ianao misy midaroka na manendaka dia ny lalanao ihany zorana fa amin'ny manaraka makany @ Polisy satria tsy tao anaty programme ny ho any @ Polisy. :-D :-D :-P :-P . Lojika an?
44. ikaretsaka ( 09/04/2008 01:32)
arakatak'ilay situation indray izay raha tafatsangana aho dia mankany @ direction alehakoaloha vao mankany @ polisy

raha maty na tsy mahatsiaro tena na maratra ka tsy tafatsangana aho dia tsy tompom-pahefana 100% @ tenako intsony
45. Jeankely ( 09/04/2008 04:25)
Ny reaction mahazatra no resahintsiaka fa tsy ny fihetsikao irery. Raha androany ianao no vaky trano nefa rahampitso vao ho any @ Police dia hoy reo hoe tsy mahamaika anao ny nanatona anay ka nadrasanao noho izany aza gaga raha classer-n'ny Police ny affaires. :-D :-D :-D .
Na mba tia ho matotra sy milamina aza ny hafa eo ampiresahana ka domin'ny sasany @ totohondry na ompa hoe masiso sahala ny lavaka gabone ny vavanao fa mangina, tsy maintsy ny ady no mandeha ary tavela ny vaindohan-dresaka. Ankapobeany izany. ianao aloha tsy maty fa velona 100% :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2144