????

1. bebecherie ( 30/03/2008 09:08)
Je cherche un endroit ou je pourrais écouter les cantiques et plus précisement " na inona na inona hitranga" du fihirana prostetant merci de m'aider! :cry: (l)
novalian'i kiadi ny 31/03/2008 06:52
2. kiadi ( 30/03/2008 11:54)
tsy mahay teny vôzah zah :lol: :lol: :lol:
3. mirianah ( 30/03/2008 12:36)
:-D :-D ary i kiadi kou tena tsss...
4. kiadi ( 30/03/2008 12:48)
ka hita fa zah tsy mahay tena vôzah ko!! :-D :-D :-D :-D
5. mirianah ( 30/03/2008 12:58)
fa teny inn no hain i kiadi , teny gachiii ve :lol:
6. kiadi ( 30/03/2008 18:15)
teny gachii ihany no aiko :lol: satria zah gacheeee
7. Rafotsy ( 30/03/2008 19:20)
bebecherie:

Je cherche un endroit ou je pourrais écouter les cantiques et plus précisement " na inona na inona hitranga" du fihirana prostetant merci de m'aider! :cry: (l)



Salut daholo !
Nareo reto koa mba tena loza mihitsy ka !
Jereo radio fahazavana.com fa ao daholo ny cantiques protestants maro miaraka @ hira fanampiny !
8. kiadi ( 31/03/2008 06:52)
rafoutchyyy ko kigitina an!! :-D :-D :-D
efa vitan'i rafouchyyy ve zao kaly maraina ao zao eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0639