vavaka

1. diamondra27 ( 29/03/2008 22:53)
... mamy basta

mety mahasarika ny tsy mpino ve ny fomba fivavaka tahaka io?

http://www.dailymotion.com/related/7624137/video/x3x363_vavaka-mamy-basta_music
2. diamondra27 ( 29/03/2008 22:56)
De ho an'ny gasy lahy sy gasy vavy we :wink:
http://www.dailymotion.com/related/6582603/video/x3x3bh_mila-vonjy-ny-gasilahy-mamy-basta_music
3. niryna ( 30/03/2008 06:10)
misaotra aky diamondra a :-*
4. milaibe ( 30/03/2008 07:13)
Bon dimanche diams sy ny fianakavianakely .kissBE
5. badouda ( 30/03/2008 09:18)
misaotra aky!!!! A plus
6. Rasiligaoma ( 01/04/2008 04:56)
misy ny olona tsy voatery mivavaka arak'ilay fomba fivavakao (fivavantsika)
ka ialao lavitra ilay fijery hoe rehefa tsy manao ilay fomba fanaonao izy dia tsy mpino izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.079