AIZA DAOLO NAREO MPIANATRY GALLIENI L.A.A ANDOHALO E!

1. valie ( 29/03/2008 10:01)
Raha mba misy mpianatr'Andohalo ao d mba manorata e! Mitadyy anle namana taloha reny! Za Promotion 2000
96-97 : 2nde 9
97-98 : 1ère C1
98-99 : TC1
99-00 : TC4 ( enjana be le serie C hany ka nidouble ny tenanay e!)
Manorata fa za vonona hamaly e!
novalian'i sipagasy ny 11/08/2008 18:39
2. kiadi ( 29/03/2008 10:54)
ka enao zany promotion taty arinako be ko! zah promotion91!t@ reny androny grevy be hery velona reny
3. onjah ( 29/03/2008 12:51)
Salama daholo e,

Mba manorata eto daholo ary hoe izay namana nianatra tao amin'ny Lycée Gallieni Andohalo e.

Promotion 1994, 1995, 1996 zany ny tenanay e.

PS : Ity ny site des anciens e, http://lebahutmg.free.fr/
4. kiadi ( 29/03/2008 15:02)
dommage tsisy sary promotion 89/90de 90/91 (terminal)
5. kiadi ( 29/03/2008 15:05)
misôtsa nanomé site eh
6. kelly13 ( 29/03/2008 22:01)
miciii kou fa tena tsy nisy promo 91 marina!

kiadi>tô tsy tsaroka nanao photo de classe t@ reny hery velona ireny ry sé kou! sa nisy?
7. sipagasy ( 30/03/2008 05:55)
kay veh misy mpianatr'Andohalo koa ato e!!!!, euuh, zah promo 1990 izany e!

:-*
8. kiadi ( 30/03/2008 11:45)
kelly13:

miciii kou fa tena tsy nisy promo 91 marina!

kiadi>tô tsy tsaroka nanao photo de classe t@ reny hery velona ireny ry sé kou! sa nisy?



non! tena tsisy marina t@ reny fa varina t@ grevy hery velona dôly!!zah tsy nanana sary tao mintsy nefa ba nianatra 2 tôna tao!
9. kiadi ( 30/03/2008 11:46)
sipagasy:

kay veh misy mpianatr'Andohalo koa ato e!!!!, euuh, zah promo 1990 izany e!

:-*



de tokony hifakalala tsika zany fa tao zah t@ zany
10. valie ( 02/04/2008 18:28)
Ze manana sary d mampidira eto e! http://lebahutmg.free.fr/

Kiadi zany mahay belote b raha azoko tsara!
11. kiadi ( 02/04/2008 18:40)
valie>anga ref ampianatry bahue de tsy maintsy mahay beloty eh!
zay aza tsy manana sary ko!
12. kelly13 ( 02/04/2008 19:04)
mba tsy foiko kou le pain lasary ao @ café iny an, hahahahaha
13. kiadi ( 02/04/2008 21:26)
zah tena rare be makao @ cafete fa vô recreation de miakatra @ farany ambony le tsisy nizaniza mifoka sigara
14. tiabe ( 03/04/2008 13:20)
izaho izao dia promotion 88-89 (terminal D) sao mba nisy niaraka tamiko tato : Mme Pujol no prof de physique, ny prof Math dia Mr Delarue

Mba valio ary e!
15. valie ( 03/04/2008 16:20)
kiadi zany nge no maha bahut an'ny bahut e, io no mba nampalaza ny Gall, zay ary sipa tsy nanaiky mintsy raha tsy nahay koa, lol
fa marina nenao ka tsy voatery mihintsy!
16. kiadi ( 03/04/2008 16:28)
ka zah aloha efa nahay avant nadehanako tany eh! fa marina fa misy fotoana zah milalao beloty eo @ zaridaina eo!
17. kelly13 ( 03/04/2008 16:32)
tadidiko kou le refa manao gym d eo ankalamanjana b eo no mihazakazaka hitan'ny vahoaka rehetra, nahakamo ery! ny prof de gym-nay t@ zany le bandy ôtran'ny mikotringa kely iny
18. kiadi ( 03/04/2008 16:54)
ihihihi! footballeur nalaza be in taloha fa nanao accident moto de lasa prof de gym!!
mpilalao bôla st michel nalaza be lery iny taloha
19. kelly13 ( 03/04/2008 17:34)
ié fantako ka, tsy tadidiko ny anarany!
20. sipagasy ( 03/04/2008 17:37)
ary i ra josephine prof de gymn nga adinonareo koa

i Mr Delarue koa nampianatss ahy, za TA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3149