Inona ihany no tena marina???
21. Jeankely
(
02/04/2008 15:09)
I Johnathan Rakotomalala ve tena Tambanivohitra? Ny fanontaniako koa dia ity. Mba ahoana ny fihetsiky ny mpamboly vary raha toa ka ataontsika nofinofy hoe mahita vary betsaka atobaka ary amin'ny vidiny farany ambany ny mpitondra? Zavatra tsisy moa izany fa ny tiako ambara dia ny tambanivohitra mpamboly vary no mahazo aina rehefa ambony ny vidim-bariny satria io no fivelomany.
Iza no nampihinana PAISOMANTA AN'I ZAFY ALBERT? Taraiky tsy aho anaty ny tsara ho an'ny Malagasy baba.
Iza no nampihinana PAISOMANTA AN'I ZAFY ALBERT? Taraiky tsy aho anaty ny tsara ho an'ny Malagasy baba.
22. badboy
(
02/04/2008 16:38)
Raha mahatsapa tena fa tsy voakasiky ny iray amin’ireo zavatra 7 izay isa masina ireo ianao dia ario ary aza vakiana akory ity resaky ny tambanivohitra ity.
Fa raha hitanao fa miantraika aminao ny voalaza etsy ambony, dia mba manontania tena hoe avela hifandrafy sahala amin’ izao ve ny Malagasy?
Hita be litle jean hoe tsy mahazaka raha vao voatohitohina ny tohanany!! Tsy olana izany, zoanao tanteraka ny mampiseho ny kokonao!! Fa eto kosa tsy mpamboly vary ny mpanoratra fa mpanao gazety sy MPANDINIKA ny misy hatr'izay sy hatr'izao!! Io no hitany, io no tsapany, io no valin'ny fitsapakevitra nataony t@ olona maromaro!! Dia mbola miteniteny foana ihany ve izy @ izany????
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
23. Jeankely
(
02/04/2008 23:14)
Lasa andafy ka aza miteniteny foana baba. misy fepetra ny fitsapana hevitra fa tsy midika inona. Malagasy faharoa tamin'ny fianarana fanaovana izany fakana hevitr'olona izany ary mpampianatra teny @ University Ankatso izay tsy tononiko fa hainao ho azy eo. Nirotsaka candidat ho filohampirenena i dadatoa ary nolazainy fa Didier Ratsiraka no voalohany ary ny anarany no faharoa vokatry ny sondage. nivoaka ny valimpifidianana very lavitrabe dadatoa. Koa mpanao gazety Malagasy ve mahay sondage sahalan'io olona io. Ary aza tenitenenina fotsiny ity hoe MPANDINIKA. Tsy izay rehetra mandinika dia mpandinika. Vao mbola mandinika ny fanadinanana any ampianarana ve dia mpandinika? Firifiry ny mpanao gazety Malagasy zara raha niatra? lazao koa fa manaratsy olona rehefa miteny izany. koa hoy ny Mpandinika sa hoy ny Mpanoratra. Izaho aloha tsy Mpandinika ka miala tsiny.
24. badboy
(
03/04/2008 07:12)
Ary aza tenitenenina fotsiny ity hoe MPANDINIKA.Tsy izay rehetra mandinika dia mpandinika.
Ny fandinihana sy ny fahaizamandinika no mahasamihafa ny biby sy ny olona. Noho izany ny olondrehetra afaka ny miady hevitra rehefa avy nanadihady na nandinika ny zava-misy. Tsy mbola misy koa izany diploma natokana ho an'ny mpandinika izao zavamisy rehetra izao (na dia ny sociologue aza).
Vao mbola mandinika ny fanadinanana any ampianarana ve dia mpandinika? Firifiry ny mpanao gazety Malagasy zara raha niatra?
Aiza kosa e!! Enao kosa zany dia tena maizimpo mihintsy!!! Raha tsy manana LICENCE avy eny ankatso tsy afaka ny manao ilay école de journalisme. Izany hoe olona manana licence daholo ireo farafahakeliny. Mety tsy économiste otranao ny tenany fa mpanao gazety. Ny fototry ny asan'izany mpanao gazety dia ny mandinika ny zavatra hitany dia tantaraina @ ireo izay tsy nahita. Tsy hainao angaha ilay fitenenana hoe "Tsy namaky gazety angaha ianao fa taraiky be??????" ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
25. Jeankely
(
03/04/2008 08:15)
Mety vao haingana marina ianao ka miteniteny foana. Fa vao oviana no nisy fianarana mpanao gazety teny @ university Ankantso? Ary firy no nivoaka teny hatr'izay? Tsy ireo no resahiko satria raha tsy takatry ny saina poakatinao dia tsy zakan'ny fanaovana gazety ny manakarama ireo olona specialist ireo dia aleony mampiasa ireo tsy manana licence araka ny teninao. Mba mifandray amin'ny mpanao gazety maro ve ity ianao sa be theory? Ny olona rehefa miteny dia zavatra hay sy hanana statistika no resahina fa tsy misolantsolana. izany ihany no fototry ny olana rehetra. iza no milaza aminao fa tsy mahazo mandefa sy manoratra amin'ny gazety daholo sahala ity manoratra @ namana ity koa ny manoratra @'ny gazety rehetra ireo. ka manampahaizana avo lenta sahala anao daholo vao mahazo manoratra? alaivo ny statistikan'ny mpianatra nivoaka teny Ankatso, St Michel, na ireo izay tsy fantantro hoe firy dia alaivo koa ny statistikan'ny mpiasan'ireo Radio sy gazety mitsangana rehetra ireo. fa inona no tena mibaiko ny atidohanao ny zava-misy sa ny mandinindika fahatany. Afa ny MPANDINIKA ary hafa ny MANDINIKA. rehefa mandefa hirahira malaza dia mpanao gazety @ radio ny sasany. Zava-misy fa tsy ady.
26. badboy
(
03/04/2008 14:51)
Afa ny MPANDINIKA ary hafa ny MANDINIKA
Tsy ratsy fa diso. Tena adino sahady angaha ny fitsipika teny gasy???
Mandinika/Mpandinika : fototeny "dinika". Mandinika : mikasika ilay hetsika atao. Mpandinika : ilay olona manatanteraka ilay hetsika.
Ny samy hafa dia ny Mpandinika sy ny Mpandalina. Mpandalina dia ilay namotopototra @ lafiny 2, 4, 6, 8, 16.... ny hevitra iray. Ny mpandinika dia ilay mijery ny fiovana nisy hatr'izay nanomboka fotoana (T(o)) ka hatr@ fotoana iray ao aoriana (T1).
Tsy ireo no resahiko satria raha tsy takatry ny saina poakatinao dia tsy zakan'ny fanaovana gazety ny manakarama ireo olona specialist ireo dia aleony mampiasa ireo tsy manana licence araka ny teninao.
Miteniteny foana sy mamahandalitra avokoa izany ireo rehetra mampita ny tranganjavatra 1 na milaza ny ataon'ny mpitondra na mitatitra ny ataon'ny mpanohitra????? Sao dia mba lasa lavitra loatra zany filazanao zany litle jean!!!
Ary ianao mahita ny tsy mety tantarain'ireo lazainao, inona no manakana anao tsy hanao gazety raha izany. Izaho tsy mahay manoratra gazety dia izany no antony amakiko sy ampitako ireo voasoratra.
Ary raha toa ianao ka mahita lainga @izay lazainy dia mba ampisehoy eto ary hoe ny zavatra hanohananao ny fitondrana @ zao sy ny tokony hovana raha tsy mirona @ iry na iry ianao????? ;-) ;-) ;-) ;-)
27. Jeankely
(
03/04/2008 23:00)
Raha tsy hainao ry miseho Mpandinika dia fanina ny mpanao gazety rehefa mikarakara ny karatra fanaovana gazety hoe iza no tena tokony ho "journaliste". Dia izy samy izy no nifanjevo tamin'izany fa tsy izaho. Satria marobe ny asa sy fahelana ela @ asa no maha-panao gazety azy ary misy ireo izay nivoaka ivelany na nianatra teny @ University.
Tsisy hanohanako izay mpitondra fa ny mamahana rivotra no mankarary ny vavoniko. Rehefa milaza hoe ratsy ity dia manolotra hoe ity indray no tsara. Raha ao ambadikin'ny tsara ireo diska loaka azafady baba :-D :-D :-D
Tsisy hanohanako izay mpitondra fa ny mamahana rivotra no mankarary ny vavoniko. Rehefa milaza hoe ratsy ity dia manolotra hoe ity indray no tsara. Raha ao ambadikin'ny tsara ireo diska loaka azafady baba :-D :-D :-D
28. badboy
(
04/04/2008 06:08)
Eto lazaina fa :
Dia eto ndray lazaina fa :
Aza manao resaka tsisy vodiny sy lohany otran'io hoa!! Zao dia hita mihintsy ilay faly wawawa fotsiny fa ny hevitra atsangana tsisy na kely aza!! Ny hafa no lazaina pokaty hay ny anao siny goaka!! Mba nataoko ho zavatra hay kadradraka! Tssssss! Tena resaky ny tsisy atao any aminy any fotsiny!!
8O :cry: :( :? :lol: :-D :-D :-D :-D :-D
Firifiry ny mpanao gazety Malagasy zara raha niatra?
Dia eto ndray lazaina fa :
marobe ny asa sy fahelana ela @ asa no maha-panao gazety azy ary misy ireo izay nivoaka ivelany na nianatra teny @ University.
Aza manao resaka tsisy vodiny sy lohany otran'io hoa!! Zao dia hita mihintsy ilay faly wawawa fotsiny fa ny hevitra atsangana tsisy na kely aza!! Ny hafa no lazaina pokaty hay ny anao siny goaka!! Mba nataoko ho zavatra hay kadradraka! Tssssss! Tena resaky ny tsisy atao any aminy any fotsiny!!
8O :cry: :( :? :lol: :-D :-D :-D :-D :-D
29. Jeankely
(
04/04/2008 08:43)
Mba tsy hitohizan'ilay resaka izaho sy ianao fotsiny dia hijanona aho. Miandry ny anaranao hiseho hoe iny hono ny Malagasy iray koa "Nobel Prize" vongany. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-P :-P :-P
30. badboy
(
04/04/2008 11:21)
Izay koa ny fahendrena. Manaja tena rehefa hita hoe miteniteny foana fa tsy misisika.
Eto enao mba zavatra ndray. :^) :^) :^) :^)
Eto enao mba zavatra ndray. :^) :^) :^) :^)
