why do I love you...

41. rajoelina ( 30/03/2008 08:20)
ika: arakaraky ilay mozika ihany io.

http://es.youtube.com/watch?v=kBziW9qQvsc
42. ikaretsaka ( 30/03/2008 15:54)
ny fahitako azy manko dia nen la izay reven le sipa mahatara an'ialay iahny
malaza ny kaiamba any @ pacha dia iny dia tsy malaza iny afaka 1 volana de any
dia misy punk mahatara an'ialahy indray dia lasa manao punk ialahy dia tsy zaka le punk de "i hate punk indray"

dia nahazo nerd indry de le mozika nerd be reny indray

fa tsy hoe ity no style salmo, hoe ity ny gout maha ela an ialahy
43. cutie ( 30/03/2008 18:32)
tsara kosa le reven'i salmo koa :)
ohtran'zao ny ahy, tandremo sao de tafatory :-D
http://es.youtube.com/watch?v=oQoXIlk5R50
44. ikaretsaka ( 30/03/2008 18:36)
cutie koa raha mba alternative an :-D :-D :-D
45. cutie ( 30/03/2008 19:05)
zany ka hira milay :)
http://es.youtube.com/watch?v=f18dDWDiXz8
46. ikaretsaka ( 30/03/2008 21:04)
milay raha vao mampiasa rhodes sy gibson les paul ka
47. cutie ( 31/03/2008 11:12)
43. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 30-03-2008 20:36:31
Lohateny : Re : why do I love you...
cutie koa raha mba alternative an

hafahafa ve :-D :-D :-D
48. cutie ( 31/03/2008 13:11)
salmo
http://es.youtube.com/watch?v=XbChs5majVY
49. cutie ( 31/03/2008 13:25)
Ika
http://es.youtube.com/watch?v=okLCurB1lJw
50. rajoelina ( 03/04/2008 21:15)
ity vazo ity nasian-la olona raika nianarako, amzay hono zah mahay teny frantsay be http://fr.youtube.com/watch?v=mtlHemwNG10&feature

mety hahay teny frantsay ihany ve zah?

;-)
51. cutie ( 03/04/2008 21:39)
ie
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
52. rajoelina ( 03/04/2008 22:05)
cutie: sarotra be wa, mila manao cours frantsay mintsy angamba, kle.

53. cutie ( 03/04/2008 22:15)
mihaino hira teny frantsay bdb fotsiny de efa vita e =)) =)) =)) =)) =))
54. rajoelina ( 03/04/2008 22:41)
cutie: ity hono misy raika. http://fr.youtube.com/watch?v=PJ5KXE1lpag&feature

Zah tsy mirevy vazo frantsay :lol:
55. cutie ( 03/04/2008 22:45)
ka aza ianarana zany koa :-D :-D :-D :-D :-D
56. cutie ( 03/04/2008 22:47)
za koa aza no lasa tafaheno hira frantsay :-D
http://es.youtube.com/watch?v=1RWWYG4385A
57. cutie ( 03/04/2008 22:53)
ty no tiako raha hira frantsay :)
http://es.youtube.com/watch?v=HqznvV3FgnI
58. rajoelina ( 03/04/2008 22:54)
http://fr.youtube.com/watch?v=IkU158B5VzQ

mora leo sady makaleo ra izao no henoina isan'andro, kle!
59. cutie ( 03/04/2008 22:57)
:-D :-D :-D :-D :-D
za tsy tia celine dion
nefa izy ho avy aty hono
60. rajoelina ( 03/04/2008 23:18)
cutie:
ty no tiako raha hira frantsay


Ny ahy ndray http://es.youtube.com/watch?v=_a3nozCaIQQ
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1656