Misy le izy ve any
22. melody
(
06/04/2008 16:58)
kiadi sy ainaheri: mahita lazaina mihintsy ianareo 2 lahy ity an, i kiadi izany moa d faly manome ravikanzo sy setroka :°) ary i ainaheri faly manimba loha :-D :-D :-D :-D
23. kiadi
(
06/04/2008 18:10)
nôty> aza mody fanina ry akama an!
melody mon amourrrrre> jere ange fa omeko ravinkazo i ainahery de mivembena sy faly ery eh!
injy ko anga mila? :-D :-D :-D :-D
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fume/bananequifume.gif[/IMG]

24. ainaheri
(
07/04/2008 10:06)
:-D :-D :-D ary tsy maina tsara le izy fa nahabongo maso an !! :-D :-D
25. melody
(
07/04/2008 11:18)
kiadi: izaho tena tia ravinkazo aloha e, fa ny ahy ny hitiavako azy handrahona :-D :-D :-D ny ravinkazonao izany mahabongo maso, nanao allergy i ainahery izany =)) =)) =))
26. naughtyboy
(
07/04/2008 16:44)
kiadi >tena resaka divay sy kitikitika no akafiziko fa le miangaly hazo na bozaka tsy mety sao midaboka eny ambony eny ka loooza :°) allergic reny ny tenanay fa ahona marina ny momba anireny iza no efa namely 8)
27. kiadi
(
07/04/2008 20:19)
nôty>mikitikitika in lesy zany?
melody>azo tenenihan ko io refa tsy hay mifoka azy ka :-D :-D :-D
aina>reny no milay ko =)) =)) =))
melody>azo tenenihan ko io refa tsy hay mifoka azy ka :-D :-D :-D
aina>reny no milay ko =)) =)) =))