Prophétie 2008-2012
21. Rasiligaoma
(
28/03/2008 05:10)
ny tsy azoko dia ao anaty soratra masina misy hoe na ny Zanany aza tsy mahalala ny farany fa ny Rainy ihany.
dia io soratra masina io koa no no entina mamosavy olona rehefa aolana...
dia io soratra masina io koa no no entina mamosavy olona rehefa aolana...
23. ikaretsaka
(
28/03/2008 18:41)
ie... miray @ soratra masina tsy misy fiheverana ny consequence no atao hoe "manolana" soratra masina :-D :-D :-D :-D
24. fijo
(
28/03/2008 21:16)
"ny tsy azoko dia ao anaty soratra masina misy hoe na ny Zanany aza tsy mahalala ny farany fa ny Rainy ihany."
hay,dia i lery milaza fa sady rainy no zanany,ka mahalala sa tsia?????toa aholakolaka be izy izany?
hay,dia i lery milaza fa sady rainy no zanany,ka mahalala sa tsia?????toa aholakolaka be izy izany?
25. ikaretsaka
(
28/03/2008 21:30)
misy mompera mampihomehy izay letsy ry fijo nanazava anahy an'io.
ho'zy lery hoe ohatran'ny tanana io..
ny 1 ankihibe de ny 1 fanondro. dia misy zavatra ataon'ny akihibe mety tsy araky ny fanondro
fa samy tanana miara miasa
ho'zy lery hoe ohatran'ny tanana io..
ny 1 ankihibe de ny 1 fanondro. dia misy zavatra ataon'ny akihibe mety tsy araky ny fanondro
fa samy tanana miara miasa
28. ikaretsaka
(
28/03/2008 21:44)
dia novelabelariny teo moa ohatra ny resaka fisokirana hoe: ny vita sy hitan'ny ankibe tsy vita sy hitan'ny fanondro sns...
nefa rehefa anontaniana hono ny olona dia hoe inona ny nampiasan'ialahy nisokirana azy tao? dia hoe tanana!
lava be ny toriteniny fa izay no tadidiko
nefa rehefa anontaniana hono ny olona dia hoe inona ny nampiasan'ialahy nisokirana azy tao? dia hoe tanana!
lava be ny toriteniny fa izay no tadidiko
29. fijo
(
28/03/2008 21:49)
ka izay ilay fampiasa ny atao hoe "teny hiombonana"
oh:nisy bandy namono baolina.lery kavia.dia tongotra ankavanana no nampiasainy.ny mpitantara tsy hanavaka ,fa avy dia hoe ny tongony no namonoany baolina tao.
fa raha hoe raysy zanaka;ny ray manambady an'i neny.i zanaka raha sady ray izy ,dia manmbady an'i neny koa izany.eo le olana be.

33. fijo
(
01/04/2008 21:00)
fa ny rantsana misy lava sy fohy.isika samy olombelona lehilahy.ialahy lava tsy bota,za bota fohy.izany hoe samy hafa.
34. Rasiligaoma
(
02/04/2008 05:33)
samy ilaina hisikorina daholo izany ry zalahy a
ny tondro tokana tsy mahazo hao hoy ny Ntaolo
ny tondro tokana tsy mahazo hao hoy ny Ntaolo
35. lagoon
(
13/04/2008 10:11)
kiadi:
lasa resaka ratsana indray ny secte lagoon :-D :-D :-D :-D
Ka izay foana ange ny an'ny gasy e.Raha vao tsy takatra ilay resaka dia atao vazivazy.
ARy tsy resaka secteizany oa io.Aoka re ny olona mba hanana fisainana hafa noho ny hafa,ahajanony ilay pensée unique.
36. ikaretsaka
(
13/04/2008 14:34)
tena marina kosa io fa tsy vazivazy ry lagoon an.. jereo @ io lafiny io ange e
(ohatran'ianao mijery trano ihany io.. jereo ny lafiny andrefana ohatra raha zatra nijery ny lafiny avaratra ianao fa izay ny hita ao @ lafiny andrefana)
io prophetie io koa izao ohatra dia efa ela no nolazain'i Nostradamus, fa tsy nisy sekta nostradamus ...