cftmonn.exe
1. toubib
(
26/03/2008 13:11)
Salut daolo: sao d mba misy mahita fika amin'io viriosy io nge nareo azafady e! cftmonn.exe miaraka amina autorun.inf zay le izy d tsy mety miala ao anaty usb mits le iz!misaotra mialoha!
novalian'i lpeter ny 02/06/2008 12:30
2. lapino
(
26/03/2008 14:04)
Aleo tonga dia ilay rohin'i Vaika no omena anao e : http://speedweb1.free.fr/frames2.php?page=securite9 :)
3. simplex
(
26/03/2008 15:20)
:D
ataovy back-up izay fichiers hafa ao dia formater-o le usb :)
vakio tsara aloha io nalefan'i lap io fa poinsa efa bobaka be ao @ matosin'i toi. Auquel cas tsy misy dikany akory na formater-na aza ny cle usb fa vao mitsofoka de feno 8):P

4. radoherve
(
26/03/2008 15:29)
icesword télécharger-na! io mahita an'ze zvtr miafina retr2 any anaty noyau any!
5. lapino
(
27/03/2008 04:57)
ao anaty usb kay le izy :oops::oops:
azo ampiasaina koa : USB firewall http://www.net-studio.org/application/usb_firewall.php na http://www.01net.com/telecharger/windows/Securite/antivirus-antitrojan/fiches/43552.html
(Vita malagasy, milay io 8) )

7. lpeter
(
02/06/2008 12:30)
il y a une petite solution que je viens de découvrir
entrez dans cette site : http://speedweb1.free.fr/
entrez dans cette site : http://speedweb1.free.fr/