sipa gasy ka manja!

21. Rasiligaoma ( 05/04/2008 05:51)
mety ho izay tokoa mihitsy a
22. Papoose ( 05/04/2008 22:11)
zao no mody hoe bota mahia eo!
ny ahy mantsy raha hitako zao rasily ka hoy aho hoe :-* :-* dia tena ataoko :-* :-* kitotsany! :D
23. Rasiligaoma ( 06/04/2008 05:02)
izany e? nefa ianao toetran'ilay mody matotra be ireny rehefa! indrindra rehefa eo i goavana! :D
24. mignone ( 06/04/2008 08:22)
lasa kou izao i rasily sy papoose :-D
25. ari.malala ( 07/04/2008 14:40)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D za ndray arakarak'ilay oul io fa refa mivanitika iz d lasa kou za fa refa montotra izay d mba montotra kou za ko:P
26. mignone ( 07/04/2008 18:34)
ari > njy tsy mbola tazako mototra zany teto , tsikitsiky foana :-P
27. kiadi ( 08/04/2008 07:13)
raha zah sy aribota no mifanena tonga de darofako @ kobay io!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/h_hit_3.gif[/IMG]
:-D :-D :-D :-D
28. ari.malala ( 08/04/2008 11:22)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
29. Papoose ( 15/04/2008 01:43)
Rasiligaoma:

izany e? nefa ianao toetran'ilay mody matotra be ireny rehefa! indrindra rehefa eo i goavana! :D



:-D :-D :-D ka raha hitsikanikany aminao matotra v za tsy lazainao fa adala! :-D sady hafa ny atao @ efitrano filalaovana sy efitrano fihinako an-dry goavana :-P
30. Rafahafahana ( 16/04/2008 13:42)
Tena manja ny sipa gasy fa ny toe-tsainy koa angaha tsy fantatrao, aleo tsy ho lazaiko fa dinidinio any :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4729