Transition ny Zafy

21. rabingogilabanga ( 27/03/2008 17:42)
menalamba:
Rabingo ô ! Tsotra ny fanafodiny ,rehefa tonga ny 2012 dia mirotsaha isé fa tena lalin-tsaina ,dia hofidianay raha mendrika,fa raha i dadabé Zafy efa 90 taona mahery @ izany na i Ratsiraka koa efa mihivinivina ny lohany @ izany fa soara,Tsy mahavita" 4e mi-temps" izany intsony ireo é
Dieny izao dia efa manomana tena @ izany fa aza ny sôvaly maty no tengenana


zoky mena a! ry herizo, ry marson, ry houldera, etc... no manohana io, candidat presidentiel taloha ireo, ary tsy voatery hanainky hoe: i zafy no hatao filoha; sady tompo-kkevitrin'ny ny teteza-mita izy, fa raha izany 90 ans izany tokoa dia tsy ho filoha intsony.
I manandafy aza nilaza fa nety ny nihaonan'ny zafy sy ratsiraka, na dia mpifahavalo ry zareo .
I ravalomanana tsy voatery haongana koa @ io, i zafy no tsy nanainky azy, fa ry herizo, pierre tsiranana, marson nanainky azy, izay le transition, hevitra samihafa no miaraka, saingy ny regle du jeu no tokony hazava, afaka andrasana ny fin ny 2è mandat dans 3 ans, tsy ela izany, saingy aoka hazava ny regle du jeu ny code electorae, ny financement ny partie, etc...
22. rabingogilabanga ( 27/03/2008 17:53)
Royauté, colonisation, coup d'état, régime militaire, dictature, transition, gouvernance des lobby,.....tao anatin'ny taonjato 1 monja! Ny hany tsy mbola hita teo dia ny oligarchie sy ny théocratie!


badboy intelligent i toi, dia aza manao hevitra ratatouille(vary @ anana)

ny transition, dia tetezana hitana any @ nouveau système de régime, @ fiainana politika, hisy foana ny oligarque, ny lobby sy ny tariny, ny hanamaivanana ny effet ratsy n'ireo no ilaina ny teteza-mita hamaritana ny regle du jeu

manahy aho sao ho ady indray vao iala eo Ravalo:
izao misy general residence surveillé, commissaire general en prison, sy ny hafa mbola any, manomanomana, na mieritreritra valifaty, dia, iza no ho sorona @ iizany , ny vahoaka ihany sa ahoana ?
23. badboy ( 27/03/2008 20:33)
Ratatouille : grand cuisinier! Noho izany manana hevitra ratatouille midika fa manana hevitra tsotra nefa matanjaka!

Rabingo : grand timonier! Fa tandremo sao lasa timoré ka tsy mahasahy milaza ny tena marina!

Ilay politikandramatahora aleo tsy averina intsony! Nosy Dago fa tsy grand afrique, noho izany ilay fitondrana miaramila tsy tokony ho eritreretina akory! Ambonin'izay efa manana traikefa tsika @ ity régime militaire, ny vokany niarahaninana nandritra ny 16 ans + 7 ans! Aoka angamba izay!

Ilay transition tsy tokony hiseho raha tsy hoe misy empêchement na vacance présidentielle. Mazava ho azy fa tsy misy eo ireo @ zao fotoana izao noho izany tsy tokony aposaka akory ilay hevitra! :idea: :idea: :idea:

Raha sanatria aza mitontona ilay transition, satria tsy misy vice-président, dia ny filohan'ny sénat na ny parlement no mitondra fa tsy izao olontsifantatra sy tsy voafidy rehetra izao! :wink: :wink:

Rabingo mba olomanampahaizana ihany, ka aza manimba tena milaza hoe aleo indray Zafy no hitantana transition satria hevitra ataingina be "anticonstitutionnel"!

Et pis c tout! :°) :°)
24. menalamba ( 27/03/2008 22:24)
Ity olona tohananao rabingo aza vao manomboka ny fitakiany dia efa ny adim-poko sy ny korontana no arangarangany ,ko iza ,sy karazana vahoaka inona koa no hanaraka azy @ izany? Mba mampitahotra mandrahona ery anefa vao ny poa-basin'ny polisy manenjika mpangalatra no henony dia efa mitofezaka mipararetra ,koa aiza re izany e :°) :°)
25. Jeankely ( 28/03/2008 00:17)
Tsy bingo, tsy gila fa Bogosy e. Tsy mitovyny fahafahan'ny faritra tsirairay mamokatra ary fahasoavana ho an'i Madagasikara satria afaka mifameno. Koa izay miresaka adim-poko dia izay ilay ratsy indrindra. Afaka ny ho filoha na avy aiza na avy aiza rehefa hitokisan'ny vahoaka. Tsy lova na azo tamin'ny ady io ka ahoana no asesika ao antsain'ny olona ny resaka foko nefa manampahaizana?
NY LESOKA HIARAHA-MAHITA ARY TSISY HIAROVANA NY ZAVATRA TSY MANDEHA. Ny fandaniana andro hatramin'izay dia hisainana satria miverina foana ny tantara.
Ho an-dRabogosy tsy gila tsy bingo dia HAZAVAO TSARA NY TIANA HATONGAVANA FA MANARAKA ANAO NY OLONA RAHA MITOMBINA. Ary haveriko fa mbola mafy noho izany no nahazo ny olona tamin'ny firenena hafa nefa reharehany ny tolona nataony fa tsy fanenenana sy fitadiavana fanampiana.
Efa 2008 ary miaraka amin'ny olona manampahaizana rehetra io sady manampahaizana avo ve no hiresaka foko? Na ho azonao aza ny seza mbola olana tsy ahatafavoahana koa izay.
26. rabingogilabanga ( 28/03/2008 16:38)
menalamba:
Ity olona tohananao rabingo aza vao manomboka ny fitakiany dia efa ny adim-poko sy ny korontana no arangarangany ,ko iza ,sy karazana vahoaka inona koa no hanaraka azy @ izany? Mba mampitahotra mandrahona ery anefa vao ny poa-basin'ny polisy manenjika mpangalatra no henony dia efa mitofezaka mipararetra ,koa aiza re izany e


non tsy manohana an'i zafy mihintsy aho, ary pour TIM aza , raha i zafy no hatao filoha, tsy d'accord aho, saingy teteza-mita no resahina, fampihavanampirenena no resaka:

i zafy sy rakotovahiny irery no miresaka @ ranjeva(pro-ravalo), sylla(pdt ny anp), ange andrianarisoa(pro-radidy), seramila (tambatra),andrianafidison(talohakely ny naha-gadra azy), marson sy pieratsiranana (ex ravalo)..., herizo(etc...).

Rabingo mba olomanampahaizana ihany, ka aza manimba tena milaza hoe aleo indray Zafy no hitantana transition satria hevitra ataingina be "anticonstitutionnel"!


nisy ny hala-bato hoy ny sasany, dia anti-constitutionnel io, tsy ravalo president no nifanarahana tany dakar (2002) hoy ny sasany dia anti-constitutionnel io, misy ny gadra politika (pety, voninahitse, etc...),dia tsy demokratika io,voafidimbahoaka aho hoy ny hafa,donc constitutionnel aho

mety foana le izy raha mbola ao aoriananaony vahoaka, saingyny election maire ny tana, sy ny taux de participation farany teo, dia mampanahy

ny hoe zafy sy tsy zafy tsy olana, asio fotsiny ny tetez-mita hanamboarana ny regle du jeu

satria na tianao na tsy tianao, ny eo @ fitondrana tsy hiala, raha mbola aty afrika ihany, hala-bato,sns(jereo ny tany kenya,congo), ny mpanohitra koa hitady hiverina dia hampiasa force koa

ny manambola sy manambasy tsy maintsy hampiasa ny heriny,na tsy rariny aza, izany no zava-misy aty afrika

dia iza no hatao sorona rehefa hiady indray ny pro-ravalo, sy ny contre Ravalo, sa hiandry fifidianana malalaka, ka halalaka tokoa ve ny fifidianana @ izany, ny mpanohitra hilaza misy ny hala-bato, ny mpitondra hilaza hoe: malalaka.

ary ahoana no tsy misy savorovoro hoatr'io raha tsy aty afrika, satria ny any eropa sy ny hafa mazava ny regle du jeu

bdboy:
Ny hany sisa azo andramana sy mety hitondra ny firenena any @ fandrososana izany dia ilay oligarchie! Izany hoe omena ny tena manampahaizana


omena ny tena manampahaizana hoy anao,mba realiste, iza no hanome azy ny manampahaizana? raha mbola aty afrika, dia rombahina ny fitondrana dia na ny mananmbola,na ny manambasy, na ny famille no manao ampihi-maba, sa hiandry vahoaka hitroatra? or fatantrao fa vahoaka ampiadiana syampifamonoana no misy raha izay(1972, 1991, 2002)...

27. badboy ( 28/03/2008 18:30)
satria na tianao na tsy tianao, ny eo @ fitondrana tsy hiala, raha mbola aty afrika ihany, hala-bato,sns(jereo ny tany kenya,congo), ny mpanohitra koa hitady hiverina dia hampiasa force koa

ny manambola sy manambasy tsy maintsy hampiasa ny heriny,na tsy rariny aza, izany no zava-misy aty afrika


Iarahamahalala hoe mikorotana be afrika! Misy ny manongampanjakana @ alalan'ny fanampian'ny mifandray sisitany aminy.
Dia hoy aho hoe arahaba soa arahaba tsara fa nosy madagasikara ka tsy voaelingelina @ io fanafihan'ny avy any @ sisitany hafa io.

Ny hoe halabato, na ny frantsay na ny amerikana.... niaina an'io daholo fony vao demokratia vantony sy tanora. Tsy maintsy mandalo @ io dia avy eo ny feombahoaka miakatra no handamina tsikelikely sy hampazava ny lalao miampy ny tohana avy @ mpandinika avy any ivelany (observateur extérieur).

omena ny tena manampahaizana hoy anao,mba realiste, iza no hanome azy ny manampahaizana? raha mbola aty afrika, dia rombahina ny fitondrana dia na ny mananmbola,na ny manambasy, na ny famille no manao ampihi-maba, sa hiandry vahoaka hitroatra? or fatantrao fa vahoaka ampiadiana syampifamonoana no misy raha izay(1972, 1991, 2002)...


Ratsy be ilay hoe ny manambasy no mitondra, tena marina io!!

Tsy ratsy ilay hoe ny manambola no mitondra satria raha mijery ny any ivelany rehetra dia ny mpitondra olona manambola satria mdika izany hoe olona mahay mitantana!
Ny olana ao amintsika fotsiny dia ilay fampifangarona ny intérêt pôlitique sy ny intérête personnel! Io no hiainana @ zao ka io no tokony ho tsindrina mafy hoe tsy mety fa manimba ny fivoaran'ny toekarena!

Noho izany rehetra izany dia ilay tsy dia ilay transition loatra no vahaolana fa ilay fametrahana ny lalana mifehy ny fampiasana ny fahefana!
:idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea:
28. rabingogilabanga ( 28/03/2008 19:12)
Noho izany rehetra izany dia ilay tsy dia ilay transition loatra no vahaolana fa ilay fametrahana ny lalana mifehy ny fampiasana ny fahefana!

dia iza no hametraka ilay lalana? izaho, ianao, inona no ananatsika mitsamy, vola ? basy
ny mpitondra milaza fa mety ny @ izao fotoana izao;
ny mpanohitra milaza fa be ny hala-bato;

rapport de force no misy, donc tsy ho voavaha raha tsy @ force, raha toa ka avel a@ izao,

izay anefa tsy tsara.

tsara anie ny hevitrao ra-badboy, saingy ny fetsy sy ny matanjaka no hanararaotra;
oh: 1972: vahoaka nikomy, manadafy,andriamanjato, monja jaona , etc no nitarika:; ny be basy: ramanantsoa, ratsimandrava, ratsiraka no nitondra;
1975: ny be basy samy izy no nifampifidy(directoire militaire)

1996: election, voavoidy vola ny haute cour, lany radidy.
2002: reunion ny dakar, hatao ny 2è tour, an'i ravalo ny rapport de force, nolaviny ny 2è tour, autoproclammation no natao: be vola no nanjaka, t@ place ny ravalo aho , nanao to azy koa, rapport de force ihany , raha vao tsy misy ny regle du jeu
29. rabingogilabanga ( 28/03/2008 19:20)
ka ianao hilaza hoe: tokony ho izao, tokony ho izatsy; tokony, tokony, oui, fa tsy ianao no mandidy, fa izay fetsy sy matanjaka.

ny hoe, bevola no tokony hanjaka idray, dia diso, satria na ahoana na ahoana, dia ny karana sy ny sinoa no be vola ao dago, donc ny olona saribakolin'ireo no hitondra atsy ho atsy. izay ve no tombotsoantsika gasy? asa?
30. kanota ( 29/03/2008 00:10)
Ho an-drabingo. Hafaro Herizo Razafimahaleo-nao fa tamin'ny andron'i Jamba no nalaza ny MBA. Efa misy bandy kely zara raha 30 taona marobe manana PhD avy USA sy Japon. Tsy mahataitra ny bandy kely intsony izy raha tsy hainy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0686